mba mangataka torohevitra kely e.raha misy olotinao taloha voatery isaraka ianareo noho ny tsy fitovizana saranga ary tsy neken'ny raiamandreniny.Amizao,mivadika ny rasa,mahita asa ho azy ah ary mivadika ho lasa olompeheziko indray izy.Izaho mbola tena tia fa izy no efa resy tamin'ny fiainany ary tsy haiko na mety ho izy antony izay ve dia mety ve raha hifamerina sa tsia?Misy olona tiko anefa efa miaraka amiko izao izay mboa tsy tena ananako toky hoe mety ho hatraiza ny anay fa izy tena tia ahy fa izaho vao nahita an'ilay ex-ko tena mbola potika be aminy merci