image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo. Manana fiara Polo 9n1 aho, ny olana dia nisy fotoana tsy velona matetika ny batterie, dia nividy batterie vaovao aho iray volana lasa izay. Nefa na dia niova aza ny batterie dia mbola eo ny olana. Rehefa avy entina ilay fiara dia velona soa aman-tsara, fa eo amin?ny iray androa eo dia efa mi-decharge tanteraka ny batterie, izany hoe izy mipetraka eo amin?ny parking iny. Aiza kay ry reto no misy olona mety tena afaka mi-détecter ny ny fuite de courant, sa ve ny alternateur no olana ? tena very hevitra aho ka mitady olona tena mahay, na électricien na tsy haiko eh.Marihiko fa tsy manana ny bokin?ny fiara aho ka dia tsy haiko koa izany ny schema an?ny fusible an?ny polo 9n1 2002 1.2, ka raha hita azan y source dia aiza no hahafantarako hoe fusible amin?ny inona iny.Dia misaotra mialoha ho an?izay mamaly.


salama eh!asaivo jereny olona afaka manana multimčtre aloa ny fonctionnement ny alternateur ka mi-correspondre ny zavatra voalaza ao dia teneno eto indray aloa ę!http://www.auto-evasion.com/forum-auto/tutoriels-et-topics-de-reference/tuto-charge-alternateur-tension-et-decharge-batterie/266720.html


Na ny alternateur no tsy mi-charge.Na ny batterie no ratsy (jereo ny karazany hoe sans entretien, etc).Rehefa electricien tokony hahay an'izany daholo.Mandehana any Besarety (Davida).


Novelomina natosika ve izany ilay fiara. Raha mandeha elaela izy ka mahavelona avy eo rehefa avy vonoina dia manao ihany ny alternateur. Raha tsy ny batterie vaovao-nao no ratsy, izany matory indray alina izany no tsy mahavelona auto ny ampitso dia misy zavatra matanjaka be minono, manao court-circuit fa izy tsy voafaritra tsara, matetika zavatra misy enroulement : alternateur, démarreur, relais, moteurs électriques madinika, ... no mandany malaky be ohatr'izany. Raha sahy ianao, ilay mbola mangatsiaka maraina iny atmosphčre sy ny auto, atsofohy mitsapatsapa an'ireo zavatra voalazako ireo ny tŕnana (lol). Raha avy amin'ny iray amin'ireo no fototry ny olana dia hafana kokoa noho ny pičces hafa izy.Dia mahitŕ ny rariny e.


Salama daholo,Misaotra betsaka amin'ny valinteny. Tsy natosika ny fiara fa no-amorçéna tamin'ny batterie an'olona hafa fotsiny dia tonga dia velona eo no ho eo, ary dia nochargéna tamin'ny alalan'ny alternateur teo nandritra ny 30 minutes dia tsy nisy olana fa nandeha soa aman-tsara. Nefa afaka 24h teo ho eo dia efa namotsotra indray ilay batterie. Olana efa nitranga tamin'ny batterie-ko teo aloha ireo, izany no nanoloako azy, nefa izao batterie vaovao dia mbola misy ihany ny olana, dia mety tsy batterie izany angamba hoy aho no fototra. Ary mety ho hita ve ny olana raha avy hatrany dia manao diagnostic auto mba ho sur tsara, mety détectény ny olana? Dia aiza anefa no tena misy mahay manao diag tsara eto tana? dia mety ohatrinona?Mankasitraka eh.


rehefa avy ampiasainao ny fiara ka feno tsara ny charge de tsoahy ny coche plus. De aza velomina mintsy ny fiara. rehefa afaka 48h dia apetaho ny coche de velomy. Raha tonga de mahavelona dia tsy problem batterie zany fa problem fiara.Tsy voatery ho tsara foana ny batterie na velona aza. Misy marque malaza taloha fa efa tsy fividy intsony izy zao ka tandremo


Cosse (-) moins no tsoahina rehefa hanala batterie Ka. Mato efa mpitranga ilay izy mamono batterie dia misy éléments minono mafy be ao, jereo tsara rehefa manala ilay cosse hoe misy mitselatra tampoka ve.


Mety ho hitan'ny diagnostic ilay izy ne fa tsy sur koa. Tao @ materauto izaho no nanao diag, 60.000ar. Misy mora (35.000) eny @ garazy tsotra fa arakarakao ihany. Izy koa ny fahitako azy tsisy fiable 100%. Efa in-6 aho no nanao (niovaova) fa mbola misy anomalie hitako foana eo amin'ny écran tableau. Misy hoe mahay izany eny itaosy eny fa tsy hitako no misy azy.


Jereo sao misy minono any fa matoa izy oe afaka micharge ny tenany rehefa miroule dia manome tsara ny alternateur. tsoahy ny cosse iray dia akasokasoka @ batterie no mora ahitana azy. raha misy etincelle dia misy minono batterie ao.


Salama isika rehetra.Tsy hitan'ny diag izany olana izany aloha, aleo dia tsorina, ny Antony, tsy probleme peripherique izany fa consommateur pirate. Nanao equipement ve ianao (nampiditra autoradio, nanamboatra zavatra mandeha amin'ny courant), ny plafonniers rehetra ve mipika daholo, ny jiro hafa ambiny? Araka ny efa voalaza etsy ambony,jereo aloha ny circuit de charge alternateur (mila multimetre ianao manao an'io), reheta hita fa mi-charge ny alternateur dia ento ny fiara, rehefa tena ampy tsara ny charge batterie dia endaho ny cosse (-), ny masse no alŕna fa tsy ny + (ny cosse mainty no alŕna fa tsy ny mena ary contact mipika, ny la clé endahina tsy eo amin'ny contact...dia avelao hijanona indray alina, andramo velomina ny ampitso(bien sűr, tsy maintsy averina apetraka ilay cosse notsoahina), raha velona izy dia tsy ny batterie na ny alternateur no voa fa ny fiara no misy consommateur pirate.....