Salama daholo. Manana fiara Polo 9n1 aho, ny olana dia nisy fotoana tsy velona matetika ny batterie, dia nividy batterie vaovao aho iray volana lasa izay. Nefa na dia niova aza ny batterie dia mbola eo ny olana. Rehefa avy entina ilay fiara dia velona soa aman-tsara, fa eo amin?ny iray androa eo dia efa mi-decharge tanteraka ny batterie, izany hoe izy mipetraka eo amin?ny parking iny. Aiza kay ry reto no misy olona mety tena afaka mi-détecter ny ny fuite de courant, sa ve ny alternateur no olana ? tena very hevitra aho ka mitady olona tena mahay, na électricien na tsy haiko eh.Marihiko fa tsy manana ny bokin?ny fiara aho ka dia tsy haiko koa izany ny schema an?ny fusible an?ny polo 9n1 2002 1.2, ka raha hita azan y source dia aiza no hahafantarako hoe fusible amin?ny inona iny.Dia misaotra mialoha ho an?izay mamaly.