image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Misy olona mi-proposer handefa ana an'io mantsy. Occasion ilay izy de tsy haiko hoe ilay batterie electrique ve chargena amireny courant 220Volt jirama reny de mety sa ahona? Iza no efa nampiasa sao misy mahafantatra?


Misy karazany roa ny hybride, misy ilay rechargeable dia misy tsy chargena fa ilay essence ihany no mivadika hoe electricité. Raha azavaina amin'ny fomba tsotra izany ity farany ilay tsy mila chargena dia hotran'ny hoe misy groupe électrogčne ao anatin'ny mandeha essence micharge batterie.Ny moteur électrique dia tsara lavitra be nohon'ny moteur thermique (essence na gasoil) fa ny tena olan'ny électrique hatreto dia ny batterie. Rehefa hita ny vaha-olana an'io any aoriana any dia sűr fa tsy hisy fiara thermique intsony. Fa amin'izao aloha dia mbola io no olana, mora simba sy mavesatra no lafo be.Matetika ny batterie tsy maharitra ny durée de vie an'ilay fiara ankory fa mila manolo izany ka raha occaz izany anontanio ihany aloha fa avy eo mety enjana be.


Merci Ra-MacGyver. Ary ilay batterie ve special mihintsy sa azo bricolena amireny batterie fiara tsotra ireny sa batterie amina panneau solaire. Tsy manao question bete akory, fa ny antsika eto mada tsy maintsy misy fona ny kitikitika majinijina hialana amilay manafatra.Raha azoko tsara koa zany mety alefa essence fona ilay izy na efa mitsipaka aza ny batterie?


Na any ivelany aza ka manao parcours 100% ville dia tsy mahomby ny fiara hybride maika fa raha eto Madagasikara, mety tsy mety mihitsy.Ny antony dia récupération énergie @ freinage no hi-rechargena ny battérie ho an'ny fiara Hybride. Hany ka raha tsy misy fotoana mandeha mafy dia manitsaka hisatra ny fiara dia tsy hoe chargé mihitsy ilay battérie dia faty antoka fotsiny sisa.Kanefa sady mibahana toerana (coffre) no mavesatra ny battérie an'ny fiara hybride ka mampitombo ny consommation an'ny fiara.+ voalzan'ny namana eo ambony hoe : rehefa elalela dia miha kely hery ny battérie ka mety tsy ahatazona charge firy intsony dia vao maika fatiantoka ny mibaby battérie marobe sy mavesatra be isan'andro ho an'ilay fiara ...-mety tsy dia tena ahazoana tombony loatra ny fiara Hybride raha ampiasaina eto-


Araky ny lazain'i Rabrigador io tsy misy intéręt ilay fiara hybride raha ohatra ka tsy misy batterie. En theorie mety possible handeha fa sady mi-consomme nohon'ny tsy hybride no kely aina. En pratique mety misy modifiena ny électronique vao handeha.Eo amin'ilay anton'ilay hybride mihintsy no tsy misy dikany izany. Satria izao anie ny idée de base hiaingan'ny hybride:- Ny moteur thermique dia tsy tena optimisé loatra ny consommation de carburant satria miovaova ny régime moteur. Ny ankamaroan'ny moteur essence ohatra dia optimisé eo amin'ny 3000 tours/min eo ny consommation, ny ankamaroan'ny diesel dia optimisé eo amin'ny 2000 tours/min eo. Nefa tsy andeha amin'io regime io foana ny mpamily.Ka ny moteur thermique an'ny moteur hybride dia namboarina tena hoe hiodina amin'na tours minute fixe fa manodina alternateur izy hotran'ny groupe electrogčne izany. Dia ny courant azo avy eo mi-chargé batterie dia iny avy eo no manodina ny moteur electrique matetika roa isaky ny kodiarana roa ariana.Ka ra tsy misy batterie ao dia io fonctionnement io mihintsy izany no tsy mety fa lasa tokony hiovaova ny regime moteur nefa tsy izay ny hybride.Mety foana io fa mila adaptena angamba ny cal*******ateur fa tsy hitako ny tombony.Ilay hoe raha adaptena indray ny batterie, mety koa fa izao, matetika ilay batterie ana fiara electrique ireny dia ilay technologie hoe Lithium-Ion mitovy amin'ilay batterie anaty smarphone haut de gamme ireny izany fa ngeza be. Ny mahatsara an'io dia ny rapport capacité/poids izany hoe Ampčre-Heure par Kilogramme sy capacité/volume Ampčre-Heure par litre no kely indrindra. Izany hoe raha soloinao batterie ŕ plomb na panneau solaire ireny mitovy capacité amin'ilay originale tao dia havesatra be sady mety mbola ho fenoina ko ny coffre. Dia hi-consomme be ilay fiara dia inona no dikany. Mbola tsy micompte ny bricolage be atao mba hamoaka tension hotran'ilay teo sy ny fanovana an'ilay systčme mi-mesurer ny charge restante satria tsy mitovy ny fanaovana an'io rehefa Lithium Ion sy Batterie Plomp. Jereo ny phone fa misy borne fahatelo na fahahefantra mihintsy aza en plus ny + sy -. Ny Plomp anefa juste + sy -.Conclusion: Raha occaz ny hybride tsy interessant raha tsy hoe soloina aloha ny batterie.Fa efa nisy niteny aho hoe Continental Auto efa mivarotra fiara sinoa hybride vaovao le BYD hotran'ny Toyota ireny.


Feno ilay fanazavana fa misaotra e. Aleo aloha mieritreritra ny fiara mahazatra ihany fa saode mitapy amizany hybride zany.


Andraso aloha : Ny moteur hybride dia mizara roa. (1) moteur thermique : rehefa mandeha 50 km/H mahery ny fiara - na rehefa lany charge ilay moteur électrique (2) moteur électrique mandeha battérie.Rehefa miainga ny fiara ka mbola tsy mahatratra 50 km/H ny vitesse dia mbola ilay thermique no miasa = mbola 0 L/ 100 ny consommation.Rehefa mihoatra ny 50 km/h ny vitesse an'ny fiara dia mivadika automatique @ moteeur thermique no mitondra ary tsy re tsaika ny fivadihana.Ny moteur électrique dia mandeha @ battérie, ary mandritra ny fotoana anitsahana ny hitsatra no misy récupération énergie avadika ho courant hi-charge-na ilay battérie.Araka ny voalazan'i Rabrigador ao ambony ao dia rehefa tsy ampy ny fotoana hanitsahana ny hisatra dia tsy ho ampy charge foana ilay battérie.350 KG ny lanjan'ny battérie dia ohatra hoe milanja entambe foana ny fiara dia mpiampy ny consommation