image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetramba toroy hevitra azafady fa mila mividy batterie dia tsy tapa kevitra echoix: beyonix 175 000 ArBosch: 400 000 ArSteco: 295 000 ArEkeko fa be différence reo, fa mba te hahaza zay au meilleur rapport qualité prix azafady fa andeha lavitra ka matahotra ny maty an-dalana.MISAOTRA MIALOHA


ilay choix io no tsara satria tsy misy vidiny.


batterie izany tsy mahafaty andalana r'ise a


tena mety mpanakarena tezitra zao eto:ny ahy ny batterie, teny am karana marque tsy malaza,no novidiko teny isotry io,vita chine hono izy io. white horse zay ny soratra aminy.fa tena efa 6 ans zay tsy naninona mints,ny tiko tenenina de zao, aleo battery le tsy malaza reny no marque no tsara vidina, fa le sasany pub no mampalaza azy, de roboka isika,


VIRIO nama vidiana a ..Matanjaka tsara ny SAV an'ny VIRIO -Fa raha maharaka ny entretien exigény ianao dia na 1O taona aza dia tsy very izany.Fa mahakamo be ilay isaky ny 3 volana tsy maintsy mandeha manao vérification any aminy foana. Vao tsy maharaka dia bye bye garantie.


mety be @ honda jazz io virio io


dia maninona koa izao ilay pseudo-n'olona no gafiana fotsiny amin'izao, mampihomehy tssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss


ze misy garantie vidina fa ireny no tsy mamono antoka: bosch , hankook


rabrigadangitra>>>>Tsy manana N38 ny VIrio ka ...


visca (180.000ar) tamin'ny 4 taona lasa, mbola tsy maninona hatretoefa nampiasa baroclem avec garantie fa 2 ans ihany dia vizana, toy izany koa ny trane : 2 ans