image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetramba toroy hevitra azafady fa mila mividy batterie dia tsy tapa kevitra echoix: beyonix 175 000 ArBosch: 400 000 ArSteco: 295 000 ArEkeko fa be différence reo, fa mba te hahaza zay au meilleur rapport qualité prix azafady fa andeha lavitra ka matahotra ny maty an-dalana.MISAOTRA MIALOHA


Inona mo no tokony ahafaty ny batterie iray raha tsy ny hoe ny alternateur no tsy manome charge,charbon lany,dia miasa irery ny batterie, na koa fanadinoana mamono jiro @ alina eny na dia io plafonnier io aza dia efa minono azy.


mety hamono batterie ihany ny alternateur refa maty ny regulateur-ny.lasa miakatra be manko ny tension omen'ny alternateur dia lasa mahamay be ilay batterie.dia mivoaka lasa entona ny ranona batterie dia ho faty ao ny plaque amin'ny farany


Ary raha tratran'ny batterie virio ve ny starex manao akory??,, tsy tonga dia bomba lavitra ve?