image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manahoana daholoIzaoho dia vehivay 23 taona mikorontana nify. Efa ela izaho no naniry hanao appareil dentaire nefa nolazain'ny mamako fa tsy nécessaire izany. Amin'izao anefa izaho manana moyen hiantoako ny tenako ka mba te-hanontany information momba an'izy io.Voalohany, hafahafa ve raha olona 23 taona no mbola manao appareil dentaire? matetika mantsy ankizy sy adolescents no manao azy io.farahoa, ohatrinona eo en moyenne ny prix amin'ny fametahana appareil? Tiako ho fantarina izy io mba hanomanana ny budget. Mety ho samihafa ny prix ho an'ny ankizy sy pour adulte nefa lazao iany.farany, aiza no mba misy cabinet orthodontiste mahafa-po? Izaho matsy tsy dia matoky loatra raha tsy mahafantatra avis an'ny olona efa nanandrana. Misaotra mialoha.