image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

bjrfanotaniana adala LOLboribory endrika aho,ary tsy tiko be fa misy takolakatiko mba ihena mahiahia kokoa somary mandavaka kely reny izy io,miena koa ve ny takolaka rehfa mia mahia nytena (oe manao regime amincissante)sao mba misy astuce mampihena takolaka emisaotra


En générale, TSIA. Efa izay ny forme ny visage nao, tsy misy azo atao intsony ka tiavo amin'io izy. Manaova fotsiny coiffure manome effet allongé ny visage (mijereva idée amin'ny internet), na manao akanjo ambony col VRaha toa anefa ka olona matavy be ianao ka be takolaka be, dia mazava loatra fa rehefa mihena ianao dia miala ho azy ny takolaka ary hivoaka ny tena endrikaoDans tous les cas, tsara daholo ny olona rehetra rehefa mahay mampisongadina ny tsara ao aminy.Mirary soa !