image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba TompokoArak'io titre io, dia mba saika hanotany azafady manana tany 220 m2 eo zay, (22*10) eny @ commune bongatsara(Amboanjobe) dia mitaintaina oe, hahazoana permis de construire ve zany raha mandeha @ ara-dalana?Misaotra indrindra


te hanana > tokony tsy ahazo; zone ŕ faible densité iny mantsy ka tsy tokony ahazo titre foncier; kanefa io titre io dia tokony ho takiana ao anaty dossiers rehefa hangataka PC.


Porofo manamarina fa anao ny tany, izay no ilaina @ PC fa tsy voatery titre foncier izany mihitsy, diso izany , acte de vente dia efa ampy raha eny ambanivohitra , ny reska surface dia misy fetra ny occupatipn de sol , raha fenoina trano daholo io 220 m2 io dia tokony tsy mahazo permis , tsy haiko na firy % ny occupation de sol eny bongatsara, anontanio ny commune


afaka mahazo raha ny fahalalako azy raha voamarina fa anao mazava ny tany. Jereo ny loi n°2015-052 fa voalaza ao ny fomba fahazoana permis de construire.


Ny hevitro afaka mahazo tsara kah !Izahay tamin'ny nangataka PC dia acte de vente ihany no notadiavin'ilay commune. Ny anay tany 150m2.Mbola tsy misy idiran'ny resaka titre foncier mihitsy ny resaka PC raha ny fahafantarako azy.Mirary soa dia mahavita be e !


mety tsy ho titre foncier ny anao fa kosa tokony hanana certificat foncier izay homen'ny Birao Ifoton'ny fananan-tany (azo avy amin'ny acte de vente io).Tokony ho voalaza fa anao mazava ny tany. momba ny fahazoana ny permis indray dia maromaro ny zavatra tokony ho atao, ohatra ny 70% ny terrain anao no constructible, dia mila hajaina ihany koa ny resaka alignement rehetra raha toa ka sendra ny amoron-dalana.arahina an-tsakany sy an-davany ny plan de mase sns dia mandeha io.