image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra ato,inona kay ny maha samihafa an'ireo : tôle profile, galva? Misy pivarotra tafo hitako ato zao oe 0,25 mm de 0,30 mm de 0,40 mm misy galva de le matevina indrindra 0,50mm tsisy galva, inona zany le galva? De iza no tsara amreo raha hividy tafo? De mety mbola misy matevina noho io 0,50 mm io vé? Misaotra indrindra


profile: bikan le tôle: ondulé, bac...galva: tsy miloko fa iny mangirana inymbola misy ny epaisseur mihoatra ny 0,5 fa tsy de be mpampiasa.Tandremo fa misy mpivarotra mangalatra epaisseur rehefa mividy ianao


Zaho koa Mba mila torohevitra @ le tafo. Inona zao no karazany tsara, mafy ary mateza.


Misy koa ny tôle prélaquée, zany oe miloko, na bac io na ondulée.Manify loatra raha latsaky ny 0.5 ny épaisseur ny atao tafotrano.Any @ ocean Trade, sanifer, somafa (salone io) no misy ny hatevenana zay ilainao.