image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

mba saika hanontany fa tsy mahay, mbola mampiasa fantsika ve ny mametaka tafo tôle?ireny tôle mangirana mahazatra ireny ilay izy?ary tsy ilana isolation ve entre plafond sy ilay tôle, raha tokony asiana dia inona no ampiasaina amin'izany?Misaotra betsaka


Misy fixations efa sahaza azy eny @ mpivarotra fa tsy atao fantsika:vis autoperceuse, cavalier, pontet, capuchon, cale tole, rondelle néoprčne.zay tinao iany na ampiasa isolation na tsia.Tehrmoreflecteur na sisalataion, zay no tadiavinao ref ividy any @ sanifer, batpro ohatra


ary mandainga fa misy ny fantsika tole ry Nasoa a !!!!- asaina calle hazo kely amban'ny tôle zay vo fantsihina !!!>> tsy voatery asaina isolation entre tôle sy faux plafond !!!!PS : goudron no fampesain'ny olona hanatsetsemana ny sisiny mba tsy hidiran'ny orana !!


Vis de tôle ilay izy,hahitanao ny sariny dia tapeo @ i kalaterninety ny hoe vis de tôle hia hitanao eo ny sariny, tsy maintsy asiana ilay rondelle caoutchou, marina daholo ireo lazain'i Nasoa ireoIzao no anaovy azy: Tsy maintsy @ point haut d'un sillon no asiana ilay vis, apetaka aloha ny calle ao ambanin ny tôle et sur la panne , asina colle si nécessaire mba tsy hikisaka , ny professionel tsy mila colle fa efa zatraqa ( mapanamboatra hazo atao calle si nécessaire) pointer-ilay tôle, percer- na @ perceuse ny tôle ( mčche fer mitovy habé @ tige de la vis de tôle, rehefa voalavaka ny tole, maka mčche ŕ bois kelikeky kokoa anaovana avant trou pour traverser la calle et une partie de lŕpanne, atsatoka ny vis de tôle avec les rondelles en caoutchou et galva, kapohina @ marteau jusqu' 2cm de la fin , maka clé de 11 na 13 pour la fonition , rehefa nitehina tsara ilay rondelle caoutchou dia mijanona( ny rondelle caoutchou atao ambanin ny rondelle galva, mety fa ela bé raha atao vissage dčs le début , de męme raha tsy misy avant trou, panne ='ilay hazo @ charpente hamantsihina ilay vis de tôle)


Ilay isolation : laine de verre na laine de roche , tsy lafo io, rehefa mametataka azy ilay côté taratasy no aty @ plafond ( ilay volombolony izany any @ tafo