image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra aiza no mety ahitan tafo tanimanga tsara,na tafo fanitso tsy dia maneno be.


  • Briquetterie d'Ambohimena,- tuile redland,- eny Ambohimanga...Toa tsy dia mahita tafo fanitso tsy maneno aho rehefa avy orana. Ny plafond no atao tsara (matériaux isolant acoustique ohatra ...

Rmq: Redland tuile en béton fa tsy tanimanga. Quoi que, tsy maneno izy rehefa avy orana, fa mavesatra.


WinTV ,ambohimena > misaotra betsakailay redland ohatran'ny atahorako amin'ilay izy béton, ny hitiavako ilay tanimanga mantsy tsy dia maneno be no rehefa mafana be ny andro , mangatsiatsiaka ny trano ny fahitako azy. ilay izy atao amin'ny comble habitable dia raha fanintso indray atahorako hafana be sa ve misy isolant hafa ?


$ongomby > mercifa ilay to^ôle ohatran'ny tuile reny ve raha ohatra ka mividy ilay 060m mety tsy dia maneno, ny olana koa mantsy ilay isolation thermique


bricol>>>>> toa raha vao tôle dia maneno foana quelque soit ny forme.


SongombyInona ilay plafond latisse azafady?


Tena mbola mitady hevitra hafa fa ilay onduline koa ohatran'ny tsy an-jaza ny vidiny ahefa misy isolation thermique hono, koa raha tafo en pente ohatran'ny tsy possible ilay hanao plafond latisse ?tena angamba mololo no atao isolation fa ho hitako eo


ilay hoe tsy zakan ny rivotra mila porofoina, za nanontany fa toa hoe 35 km /m2 , raha tsy misy fiarovana dia rivotra 60 km/h dia efa ampy manainga ilay tafo


$ongomby > taiza kay ianao no nividy ilay tafo onduline dia ny vidiny m2 azafady, misaotra mialoha