image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ary tsy misy mamaly mihitsy kty.Tsy misy mividy tafo mihitsy ve?


Ary tsy misy mamaly mihitsy kty.Tsy misy mividy tafo mihitsy ve?


Raha ohatra ka tafo fanitso dia betsaka ny mivarotra manodidina anareo eny. Tsy mila torohevitra amin'ny forum akory fa mandeha mampitovy vidy dia zayFa raha izaho manokana tsy fanitso ihany akory no mety atao tafo trano. Betsaka ny maharatsy ny fanitso. Raha avy ny orana dia tsy ifandrenesana ao an-trano. Mafana ny andro dia mafana be, ary raha mangatsiaka dia manaraka izay ihany koa.Mba diniho ihany satria misy ny fibro ciment, ny tafo tanimanga,mirary soa


STAV > Aiza no mba mety ahitana ilay tafo fibro ciment azafadymisaotra mialoha


Eo analamahitsy, lalana avy aty amin'ny bassin dia sahala amin'ny handeha amin'ilay banky (asa moa raha acces sa microcred???) tsy tadidiko loatra. Amin'ny ilany havananana.Misy echantillon apetraky ry zareo eo amoron dalana eoManana tombony betsaka ny fibro ciment : tsy mitabataba no sady tsy mafana na mangatsiaka io no hitako fa mety misy toerana hafa ihany koamirary soa


STAV > Misaotra betsaka fa hojerevana