image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

Tsy arakaraky ny ozona natan'ny sasany teto oe hotaona fotsy ho an'i Real ty taona ty, fa dia tena Taona Zina ho anay ty Taona 2017 ity Ligue des Champions, Super Coupe d'Europe, Super coupes d'Espagne.Ny any barcelone coupe d'espagne maimbo kely sisa no mba azon-dry zalahy. Miandry ny Coupes du monde des Clubs Champions sisa dia ho ao tsara !


14 points de retards ! bye bye ny ligaNy LDC @ février eritreretina fa raha raraka eo koa dia izay no vita ny saison an !!!!


Resy e !Amin'ny hadalan'i Zidane


Kaiza e!Fomban'drizala real mintsy io be wawawaaaaa io nef ref resy de tsy sahy mipoitra!mkorontana tanteraka mintsy zao ny club madrilčne amzao koa


@ mars izy mitranga eo raha mandresy an'i PSG i Realsinon, @ 2019 na 2020 any mihitsy indray lery vao hitranga eo


nihintsana t@ coupe du roiazo antoka fa tsy ahazo ligaLigue des champions izany sisa, raha resin'i PSG eo de vacances alohan'ny fotoana


Mapamangy e!Tena taona GINA sy KIKINA tateraka ty taona ty :-laugh:-laugh:-laughNa ny mpijery baolina ao amin'ny bernabeu aza efa mihena isanandro!Bey Bey Real!:-laugh:-laugh:-laugh


Aleo mba ho anjaranay catalan amizay ndray zao <applaue.


$ongomby>>> De efa omany mialoha daholo izany ny mouchoir ŕ jeter eee!!!Mbola averiko ihany: Bey Bey Real!laughlaughlaugh


manofy ratsy lisany @ saint valentin,,,, anniversairen Cavani sy Di maria io!!!!!!