image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 32

Tsy arakaraky ny ozona natan'ny sasany teto oe hotaona fotsy ho an'i Real ty taona ty, fa dia tena Taona Zina ho anay ty Taona 2017 ity Ligue des Champions, Super Coupe d'Europe, Super coupes d'Espagne.Ny any barcelone coupe d'espagne maimbo kely sisa no mba azon-dry zalahy. Miandry ny Coupes du monde des Clubs Champions sisa dia ho ao tsara !


:-byefa iza hoa le bandy gaucher an'i Madrid iny tokony prioritaire ny Barca maka an'iny bandy iny dia @ zay 2 gauchers catholiques Piquet esorina alefa any USA @ zay fa tsy ao tsony dia Di Maria recruter ao Barca <rock


de kobon'zala ao am real v ela sa akamani cr7


Kiki >Bandy protestant iny fa tsy katolika


le penalty aloha dia tena kalackh arakle fitenin ankizy azy fotsiny e!!!


mampalahelo ilay gasy kely voan'ny pesta miady ho akaman'ny cr7


Aleo aloha hanadin-desona kely :Firy sy firy lay Atheletico Madrid sy Barcelone ry zama ? Za manko tsy nahita.Dia firy zao ny retard des points ? Nitombo sa nihena ?Ary rehefa hangataka fahaleovantena ihany nateo catalan dia tsofina rano, dia mahaazo miala ao @ liga koa, afaka manangana liga katala hihihi <MDR


Zany Real zan lou Tottenham dia maharesy azy amty e!farafaha mafiny Chelsea de tapaka ny tendany <censure<censure<censure<censure


MpiseranaNifandimbiasana tsara ny attaque na de milalao any amin'ny taniny aza ny Real. efa nisy penalty 1 tokony ho an'ny Tottenham tam premier mi-temps fa tsy nomen'ny arbitre kanefa vao ny real dia mailaka mintsy manome!Ho hitatsika eo ny retour fefa iny alo ny vokatra!


Tena naita fandresena avokoa ny équipe matanjaka (barca, psg, bayern) afatsy ny real de MadridRealiste<< Fa nga tsy anadina lesona eeee!!!!<MDR