image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daolo tompoko!Efa nisy olona niteraka ve tato oe sady nisy kyste iz?Teraka normal ve le zaza??t'aiza no niteraka?Mba mila toro hevitra ho an'izay efa tratra an'io Cas io!Misaotra ooo


Positiveplus,Za misy kyste ovarien, ngamba efa tao atr@ za adolescente. Niteraka soa aman-tsara ary salama tsara ny zaza, niteraka voie normale. Somary elaela alo vao nahazo satria tsy maintsy nanao traitement, 1 an mahery teo ngamba. Ento am-bavaka fa mahay zavatra tsy takatry ny saina Andriamanitra.Mankahery be dia be anao.