image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bjr,Ny fissure zany dia misy foana @ trano (na tano vaovao na trano efa ela no vita) fa fotsiny ny ouverture des fissures no misy limite acceptable, ka miankina amizay no tokony ho solution. Hoy ianao hoe moins de 1mm daholo ary trano tsisy rihana, amiko tsisy tokony tsy hampandry saina anao zany, mety ho fissure @ enduit fotsiny ko zany.Alohan'ny hanomezana vahaolana dia mila fantarina aloha ny antony nahatonga lay olana sao fanafody tsy mifanaraka @ ilay aretina no atao ka lasa very vola fotsiny eo


Miarahaba,Lay fissures ve ambany sa ambony? zany hoe mety avy amin'ny fondation sa avy amin'ny vesatra ambony? (oh: madrier mitambesatra amin'ny rindrina tsy misy chainage)Andramo sokafana lay fissure ka raha hatreo amin'ny lalotra dia tsy de maninona zany fa mety ny fifandraisan'ny lalotra no tsy nety; fa raha hatrany amin'ny rafitra biriky dia mila fanamafisana ny trano.Mazotoa


bjr, misaotra idd namalyNy ankamaroany dia avy eny ambony. rehefa nosokafana ilay izy dia misy maromaro marina hatreo amin'ny lalotra fa kosa misy 5 no sady avy eny ambany no hatrany anatiny. Ilay maçon nalaina nanokatra ilay fissure aloha hotrany tsy manana solution ankoatry ny hanentsina ilay triatra, ka inona azafady ny fanamafisana azo atao ankoatr'izay mba hampiadianay ny hevitra?? merci d'avance


asio linteaux de decharge manapaka ny fissure, fa mila jerena ihany oe avy aiza ny fihaviany sy ny tena antony, mazotoa


aaa:: misaotra betsaka amin'ny torohevitra


Bjr,Ny fissure zany dia misy foana @ trano (na tano vaovao na trano efa ela no vita) fa fotsiny ny ouverture des fissures no misy limite acceptable, ka miankina amizay no tokony ho solution. Hoy ianao hoe moins de 1mm daholo ary trano tsisy rihana, amiko tsisy tokony tsy hampandry saina anao zany, mety ho fissure @ enduit fotsiny ko zany.Alohan'ny hanomezana vahaolana dia mila fantarina aloha ny antony nahatonga lay olana sao fanafody tsy mifanaraka @ ilay aretina no atao ka lasa very vola fotsiny eo


Rrado@: merci t@ valin-tenynoho ny enti-manana aloha dia macon eo antanana iany no nasainay nijery anlay izy, dia ny ankamaroany mijanona @ enduit fa misy vitsivitsy izay tsy lehibe fa 1mm eo ho eo na latsaka no tanteraka ambadika sy ambadika dia io no nolazaindry zareo ho tsetsenana ciment fotsiny dia mety.manontany zahay ny mahatonga anreo dia mety ho fondation mihetsika hoy izy ireo. ka io solution io mihintsy no hotrany tsy dia mampandry loatra ny eritreritray.


Bjr tiana,Raha fissure ambony hatrany ambany zany dia mety resaka fondation tokoa: na malemy ny tany fa tsy nahazo tany mafy, na ratsy rafitra ny vato... Raha tsy jerena mihintsy anefa sarotra ny miteniteny foana eto; eto Tanŕ sa toliara tokoa?Ny soso-kevitro aloha dia kendreo mba tsy hisy rano mandalo na rano miandrona amin'ny hitsin'ireo misy fissurte hatrany ambany ireo, indrindra amin'izao fotoan'ny orana izao.Mety azo atao ihany ny manamafy ny fondation, na manao chainage en béton... fa sarotra ny mikitika an'izany amin'izao fahavaratra izao!!!


BJRAran@: misaotra betsaka. tena mba sahala amnreo hevitra nolazainao io no mba tianay saingy dia tena aty toliara marina. kanefa rehefa maintany dia tsy miantsy hitadiavana hevitra iany, na dia hoe hanafatra olona avy any aza ra mbola araky ny eo ampelatanana. efa natao ilay tokony ho lalandrano, aty koa tsy dia misy orana matetika.