image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra aiza no mety ahitan tafo tanimanga tsara,na tafo fanitso tsy dia maneno be.


Efa teto ihany ty resaka ity fa jereo tany aloha tany azafady.....Raha ny sisin'ny trano no mitete be di misy tsindrintafo na acrotčre zany lay tranno, ny vahaolana dia tokony hisy solin ny tafonay (mampifandray rindrina sy ny tafo)..........


Bonj, ny redland tena tsara sady tsy maneno mihitsy, tsy mavesatra be izany izy fa mitovitovy @ tanimanga ihany ny lanjany. Saingy tena lafo tokoa, ny ahy izao gris, plane fa tsy ondulé, naveriko nolokoina 10 taona (votokana ho an'ny tafo tao @ aur lac) taty aoriana fa tena tsara be lay izy. Tsy maheno tababataba avy any ivelany mihitsy rehefa mihidy ny varavarankelyEo ambodivona manjakaray eo koa misy lalana mipoitra eny ankorondrano angah izy iny, misy lay tafo fanitso miloko tena tsara, top tole


tsotra be ny vaha olana, tafo tanimanga lu ilaozy fa mora simba lotra e. atao ambony aminnormal tsara ny ahavony plafond 2.5 m eo na 3 m , de asiana plafnt volige reny ihany , afaka atao malaladalaka ny elanelan volige sy tafo ra ilaina. ny rivotra ihan no isolant thermique tsara indrindra, moa tsy maheno orana firy enao ra tena vita tsarafa solution radicale ko tonga de dalle en beton no atao solona plafond de asiana tapenaka sy tafo tole ihany pour esthetique fa afaka atao debaras ihany ao ambony zany


ericcc >misaotra betsaka, efa nandinika dia atao tafo tôle na onduline fa ho hita eo