image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

salama daholo anie. ny presseion jirama kay firy barres eo? dia raha supresseur avec ballon 20l kay dia tokony ho firy ny barres? nolazain ilay olona matsy dia hoe tokony ho 2,5 barres hono fa manimba ilay moteur. dia atreto dia robinet 2 no vitan tosika. tsy aiko hoe misy diso ve ilay fandehany tuyau sa mis tsetsina sa normal ihany zany raha io capacité io.


diso frappe "pression". merci anareo o


Tsy haiko ny pression Jirama (eto ve hisy norme). Fa ny hitako @ internet any Frantsa ohatra dia entre 3 et 7 bars. Fa ny ahy aloha ny suppresseur no-regler-ko 3 bars eo.Mazotoa.