Miarahaba tompokosao dia mba misy mahafantatra kay oe lasa nifindra aiza lay mpivady kely karana mpitaiza olona tao ampefiloha cite fa toa nisolo olona hafa nefa za anisan ireo naita vokatsoa tamin izy ireo.misaotra mialoha amin izay afaka mamaly