image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 95

Miarahaba antsika rehetra!

Trangam-piainana iray tiako zaraina amintsika, amour a distance izy ity, vazaha sy gasy. Namana mipetraka any Frantsa no nifankahalalana tamin'ny volana Aout, efa divorcé izy fa nisy sipa niaraka nipetraka taminy dia nisaraka t@ Juillet, dia volana Aout no nanomboka ny tantara.
Rehefa nifandray tao anatin'ny andro vitsy2 dia ni propose mariage izy, d nandefa vola hikarakarana visa atramin'ny frais ho makany dia any no hatao ny mariage.
Réfusé ary ty visa, dia nalahelo izy sady tezitra , dia ny vahaolana manaraka dia hoe makaty izy dia aty no hatao ny mariage, izy aloha olona tsy dia manana faharetana izany fa tiany tonga dia mety daholo izay atao dia rehefa tsy mifanaraka dia tezitra.
Mifankatia tsara, miresaka @ whatsapp isan'andro, manao appel video ndray2, dia misy fotoana mandeha cyber 1 fois par semaine eo.
Dia nikaroka info momba ilay mariage zany hoe ny taratasy ilaina rehetra, dia nalefa tany par mail, rehefa azon'ilay izy dia hoe inona daholo ireto, za tsy dia mahay taratasy, tsy hitako hoe aiza no aleha sns , 53ans izy amin'io an.
Taty aoriana ary misy olana kely foana ny connexion ndray2 dia tezitra dia mamoaka vava foana mandratra fo, avieo manao pardon, dia milamina ndray, dia misy olana otrzay foana rehefa weekend, satria ndray2 tsy lasa mandeha cyber dia io no maha tezitra mafy azy. Izy tsy miasa sabotsy fa matory maraina dia @ 11h aty amintsika vao mifoha, marihina fa misy décallage 2h @ zao, dia tezitra izy refa mba foazina avant an'io fa reraka dia matory maraina, dia samedi ts afaka manao cyber fa dimanche matin no mety aminy, dia anefa mivavaka dimanche matin.
Dia misy an'izany hoe iza no tianao Dieu sa Za, za miezaka manazava hoe afaka mi s'organiser tsika @ fotoana, izy mi insiste ny dimanche matin ihany,
Eto amin'izay ilay resaka hoe "je t'aime mais entre nous c'est pas possible" avereno ny vola nalefako saika ataonao frais, fa ho hita eo ny tohiny fa za zao tsy manambola.
Lavalava ilay tantara ary sombitsombiny io fa mba mila hevitra avy aminareo za hoe tena fitiavana ve izany sa inona fa very hevitra za.
Mankasitraka antsika mamaly sahady


Raha olona tiako no handefasako vola, na tsy raikitra aza ny anay dia tsy hitaky an'iny vola iny mihitsy aho fa avelako any iny.
Efa hitanao ny kilemany fa olona tsy mana-mpaharetan'izy ary tia mi-domine.
Eo ihany koa anefa ny olana mahakasika ny fandehananao any sns.... Mety mieritreritra ho voafitaka koa anefa izy, na hoe nararaotinao. Ka raha tsy misy vahaolana ny hirosoana @ fanatanterahana ny raharaha, dia zavatra 2 no azo ato: na averinao ny volany, na tazominao. Dans les 2 cas raha zah no teo @ toerana dia tapahako ny fifandraisana @ fa tsy mahasoa.