image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Slt daholo, Nahazaka sipa milay kely izay zŕ t@ février. Izy tsra tarehy no sady tsotra dé roboka rapide bé ny bandy. Avieo nampafantarina ahy fa efa manana zazŕ sipa kely izy - naterany t@ bandy hafa izay tsy vadiny akory - ary mbola mipetraka miaraka @ neny satria izy tsy miasa. Teo zŕ dé efa kivy alou. Nandeha ny andro nandeha ny volana dé izaho taty aoriana no tedaviany hiantoka ny besoins-zareo manontolo (izy mianaka io). Tsy nety aho satria tsy nifanarahanay zany. Manampy aho wa ra tena sahirana enao fa ra hiantoka total zany tsy vitako. Ny rain'ilay zaza kou mbola any ko aona no zŕ no hisolo vaika ny ankalana? Hitako nihafahafa ny anao vavy vô noteneniko an zay. Ny reniny kou mou lasa nalaina ny hiantoka azy vô naheno hoe miaraka amiko izy. Aleoko miala. Ny hafatra dé tsotra : mahaiza mamindra nareo vehivavy fa vidiana lafo ireny accidents de parcours ireny. Faharoa : ataovy izay hiasana fa aza miankina aman'olona izany. Ny fiainana kou iaraha-mahalala fa sarotra.


Aza raisina am lay miantoka lay izy, fitiavana io, rehefa ao lay izy , hita hoazy eny ny solution fa ny anareo kosa tena lay dépense no masaka ao an-tsaina.Fa raha mbola mandalodalo lay dadan'ilay zaza , dia miombom-kevitra aminao za.


oana ko lo de aleo miala eeee!!!!! le remorques mants ts ai ze toiany,sad ts itovy ny fitiavanlah n tena zanaklah sy ny n an oln eee!! njinja rf hanana elah de iray trano ao!!!!! ra ts oe manana fo tn volamena be elah