aza mamisavisa an'izany rehefa tsy mbola misy ny olana fa profiter-o tsara fotsiny. tsy hay ny ateraky ny ho avy ary lakalaka be ilay tokatrano ka fifty fifty ny chance hampandeha tsara azy foana sy ny tsy hampandeha azy ndraindray na tsy hampadeha azy mihintsy aza. rehefa mbola ça va ny anareo, dia tiavo tsara izy, ataovy izay hitohizan'izany fiainana mety tsara izany. satria rehefa tonga eo ny masiso dia hanenina raha mbola tsy nisy inona akory dia efa nitaintaina. lasa voa double satria milamina mitaintaina, mikorontana mitaintaina. rehefa tonga ny tsy mety dia hitanao hoe ahoana tsara izany mi pardonne satria tsy misy formule arahina io fa arakaraky ny couple tsirairay. ianao irery ihany n mahita hoe inona no afaka pardonner-na ary inona no tsy vitanao pardonner-na. misy ny olona vao mampirafy indray mandeha ny ankilany dia miala izy satria izay ilay tsy zakany, misy efa voahitsaka, tsy omen'ny ankilany vola, voalako, voalatsa, hitondrana zanadrafy sns fa mbola mijanona eo ihany satria vitany foana ny mi pardonner ka izay no ataoko hoe arakaraky ny tsirairay io. ary marina ny voalazan'i tsy mpaminany etsy ambony hoe raha mino ianao fa misy hery ambony noho isika olombelona dia any no tsara mametraka an'ilay fanotaniana amin'ny fotoana ilŕna izany. mirary soa e