image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Mialatsiny aminao aho rah iteny anzao fa zao no fahitako azy:vehivavy tsy responsable loatra ianao, milaza ianao fa tsisy fitiavana tsony, mitaiza foana, koa maninona raha naka mesure ianao araka io tenenin namana eo ambony io ohatra fimailo na mihinana pilule raha toa ka tsy maintsy manao. Izany retirena izany amiko tsy fiable ŕ 99%.En plus koa le lehilahy nao tsy mba manampy anao, courage ma chčre.Vitanao ary izy 3 teo koa tsy vitanao ve raha miampy ray.


Vhv ko za mamaly anao, mety itovy cas iany isika satria 4 koa nena ny zaza raha neritreretina ho 3 t@ voalohany, azo lazaina oe par accident iany le faha 4 zany, efa nitsiry tao antsaina mihitsy aza ny hoe hanala kanefa toa nanenjika iany ny heritreritra ka notazomina iany, marina tokoa fa tena fitaizana tokoa ny androtoko piainana sady ramose mo afaka eo afaka tsy eo ,ze tiany iany io satri izy tsy mampinono,za nefa sady niasa koa, fa saingy lehibe iany zareo zao ary tena fierté ko mihitsy satria nahatsiaro aho oe reto no harenako, reto no antom-pisiako, noho izany mankahery anao za, aza kivy fa hatreo refa nomen'Atra anao fa ny tsy manana ary efa tsy fidiny.courage ky a!


mandehana any amin'ireny olona tsy miteraka ireny ianao mitantara izany dia ho hitanao ny valinteniny


Mampalahelo ny tantaranareo ,tokony mba nampiasa fimailo na mihinana pilule raha nisy hevitra ny tsy hiteraka intsony .Tokony resahana ihany ny vadinao ,nefa raha manenjana izy ,dia manatona conseillere aminny planning familial ireny dia hahazo toro hevitra mahasoa ianao .Mahereza rahavako


Mialatsiny aminao aho rah iteny anzao fa zao no fahitako azy:vehivavy tsy responsable loatra ianao, milaza ianao fa tsisy fitiavana tsony, mitaiza foana, koa maninona raha naka mesure ianao araka io tenenin namana eo ambony io ohatra fimailo na mihinana pilule raha toa ka tsy maintsy manao. Izany retirena izany amiko tsy fiable ŕ 99%.En plus koa le lehilahy nao tsy mba manampy anao, courage ma chčre.Vitanao ary izy 3 teo koa tsy vitanao ve raha miampy ray.


Tsy fiable mihintsy io retrait io. Zahay ko efa tratra fa nenay nesorina fa mbola kely loatra ny eo antanana.Tsy oe tsy responsable mato tratranizany fa efa fanabeazana aizana ko ne ny retrait e.Io pseudo ko io no nanatonanay ra oatra ka ilainao


Tandremo @ manaraka fa tsy fanabeazana aizana io retrait io. Lasa mifanome tsiny eo ndrai2 i ramose mteny mihitsy hoe tsy izy no nahabevoka anao fa olo-kafa satri ny azy notsoahany d hoe mijanga2 enao sns.. Nefa ny tena marina an'azy mihitsy io fa tsy hainy heo @ ilay tsiranoka mandeha @ filahina mialohan'ny fahatongavan'ny tena ranon'aina bdb iny d mety efa misy ampahana tsirin'aina lahy mandeha fa tsy hita. Na koa tara kely ilay fanatsoahana. Mino aho fa izany no mety naha tonga ilay izy. Manaova fanabeazana aizana hafa fa tsy mety io. Aza kivy fa ireo zokiny ireo aza vitanao. Ny an'olona aza kambana 2 na 3 ... maniny moa!? Sombin'aina io.


courage ki dia kolokoloy tsara ny zaza fa vitandry foana io na 4 aza. Ny any aoriana eritreretina fa harena be hoandry ireo na tsy misy fitiavana intsony aza eo aminareo mivady. dia aza manao retrait zany tsony am manaraka fa aleo aza mampiasa fimailo (io ny anay efa 5 taona izao stria tsy mbola mazoto hanampy zaza) tsy mahita lazaina aho satria tsy miaina an'ilay izy fa mba te hanome courage fotsiny :) satria tsy mora izay hitaiza zaza 4 nefa ny zokiny vao 7ans. Tadidiko loatra mantsy ny nitaiza ny zanako roa tam mbola kely. kely aizana izy dahy dia ohatran'ny nitaiza kambana. fa courage retsy a harena ireo, velona foana ireo ary vita foana na vizana aza ny vatana. Dia ento ambavaka fa izay tsy vitatsika ki efa entin'ny Tompo a


Mitovy cas isika roa tsisy valaka, tsy mora anefa na dia ny henatra ny mpiara-monina, mpiara-miasa, fa ny ahy dia aleoka henatra eo @ olombelona toy izay @ A/tra 6mois zao ny kiboko ato. courage aza manala zaza raha mbola vita.


za koa tratra otranao io, nanao retrait fona nefa hay kay nisy lasa ian zan tany matoa bevoka, nena 2 efa mifanaraka be otrn kambana, za efa reraka be mitaiza d aleoko nesorina aloha.Bon courage ianao!