image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

inona daholo ny procedure arahina rah itory ny vadiko pour Abandon de foyer?tsy mody hatrany izy manko vao tsy miasa ka zay no itadiavako conseil aminareo mba ho fatany fa voararan'ny lalŕna ny 'abandon de foyer'


Tena tsy haiko aloha zay procédure momba an izany. Fa ny tianao zany de terena hody an-trano izy ? Aza terena izy fa ataovy mahataona sy mahatamŕna ny foyer anareoe e ! Sao mahita loza enao raha mody ao foana izy nefa mamo lava sy mikasi-tanana sns sns


Procédure Abandon de foyer no ilainao? tadidio fa efa procédure de divorce izany an ka raha vonona amin'izany dia mankanesa any amin'ny fokontany manao taratasy sy constat hoe manao abandon de foyer ny vadinao.Tadidio anefa fa procédure de divorce izay fa tsy hoe fanerena azy hody ao an trano anefa.Tsy afaka hoterenao hody izy raha efa tsy misy fitiavana fa mila mamerina le fitiavana indray sinon raha tsy vonona izy dia miditra divorce ianao dia pension alimentaire no afaka exigena aminy ka mieritrereta ihany alohan irosoana amin'izay.