image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

araka o sujet io, mangataka torohevitra fa tena tsy manana idée fete dee mčre mitsy ny tenanay!olana be izy io satria rafotsy tena sarotiny amin'io, izy mahavita mividy sy manome karazany ho andrafozany , fa izaho tena marary andoha fona atao inona indray no omena an'ity vadiko ity!efa presque nvidianana ity forme retra ity izy dia amin'izao tsy manana idéee!be lotra koa ireo fotoana hanomezana cadeau vevavy, ny anniv, ny saint valentin, ny fete de mčre, ny bonne année! tsy lazaina tsony!tsoriko fa ampitiavana no anomezana ireo ka noho izany, aza dia kianina lotramisaotra


alaivo ny photo de mariage nareo roua de ndana mividy mug de personnaliser-ou @ iny le izy. ao @ fb ao misy oe cadeaux personnalisé zay. tsy dia lafo io fa mba mora2.sinon mijereva ranomanitra tsara raha misy moyen kely, fruité gourmand alou no presque tian'ny vhv, fa ny vadinao no tsy aiko. raha tsy matakatra grand flacon de jerevo fa misy miniature reny. ao @ fb kou misy mpivarotra betsaka fa ŕ éviter ny parfum tsy authentique. eo @ 250 milles fmg eo defa maazo parfum de marque. raha tena tsy maita atao na efa natao daholo ireo dia ento escapade kely izy le temps an'ny weekend, nareo 2 rery tsisy akizy, tsisy rafozana et tout. atao surprise de @ dimanche izy atao calin be de tenena fotsiny oe bonne fęte oe, manao programme ho anareo roa rery ianao sady manao promesse, fa tena ho surprise izy. mbla manana 4 jours hiomanana enao. bedabe re ny azo atao fa ny imagination fotsiny atao betsaka en fonction ny zavatra tiny madama e !!!!


Ny vehivavy rehetra dia tia bijoux. Ny sasany tia kavina, ny sasany peratra, ny sasany colliers, ny sasany bracelets. Inona no tian'ny vadinao dia izay omena azy.


Ny ahy dia miaraka foana zahay matetika rehefa hividy, izany oe efa fantampantatra mialoha izay ho vidiana, manontany ahy izy oe inona zao no tiako ho viadiany, na ndraindray izy manao surprise dia tonga dia eny am bijouterie zahay no mody mijerijery kay izy efa vonona hividy, Fa nisy fotoana nandalo fahasahiranana dia bouquet de roses no nentiny, fa dia mahafaly foana ny fahatsiarovana.