image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 31

Averina eto ity sujet ity

Bonjour,tsy mahita hevitra ny dokotera fa tsy maintsy FIV hono no ataoko.ao @ rakotobe no handefasany ahy. ohatrinona ny ao? de efa nosy nanao ve de réussi lay izy?naheno koa za oe any Tamatave. de aiza lay toerana de ohatrinona ?merci


Pr Jean Noel indray no tena malaza raha Tamatave zany an, fa ny vola omanina mety mitovy ihany na eto Tànà na any Tamatave. FIV Rakotobe loh 3.200 Euro ny essai iray + traitement 2.500.000 AR hono, mety mbola hiakatra aza. Tsy voatery hahomby fa manandrana foana raha mbola misy vola


Bonjour,
Efa nisy fotoana ah nanampy anareo tato dia nisy ireo anadefa *****, tao ireo voavaly tao ireo tsy voavaly izay ialana tsiny indrindra. Mitondra zavatra hafa afaka anampiana sy antenaiko fa hitondra soa ho anareo.
Parmi tout ce qu’on peut trouver sur internet par rapport à ce sujet, il y a un Programme de Yoga Thérapeutique qui rééquilibre les hormones et qui permet réellement de booster votre fertilité naturellement. Si vous aimeriez en profiter, je vous invite à me laisser un message sur cette adresse kantorakotoniaina6292@
***** . com (enlevez les espaces dans l’adresse ^^)
Mirary soa indrindra.