image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 68

Miarahaba antsika rehetra! Mbo mila fanampiana aminareo ry namana eto aho raha ohatra kah.......Mila mikarakara cadeaux vitsivitsy aho, ho atolotra olona zay tsy fantatro izay hahazo azy..... Izany hoe mety ho lehilahy ny hahazo azy izany, mety ho vehivavy ihany koa, fa tsy ankizy na tanora kosa nefa, fa handao ataontsika hoe olona de 25 à 60 ans eoeo. Mety mbo hahazo sosokevitra vitsivitsy avy aminareo ve raha tsy mahadiso? Misaotra mialoha ô!!


Miora <<<<< Misaotra ry namana!!! Raha tsy diso aho toa efa otrany efa nahazo an'io fa andraso ho confirmer-na, sinon tsy tara mitsy satria amin'ity week-end ity ny mamita ny achats rehetra. Mankasitraka anao!!