Miarahaba ry reto, tena vaka ny sainay mivady @ ity Hao @ ny volon-janakay. Taloha somary lava dia nokarakaraina natao izay nety, tsy misy any an-trano fa vao tonga any am-pianarana dia misy indray.Izao notapahina ny volony ka mangataka hevitra aminareo sao mba misy efficace kokoa.