image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Izaho tsy dia tia resaka manodidina ny foot.Fa ny eo ambony kianja ihany no mba mahafinaritra ahy rehefa avo lenta ny lalao misy.Resabe ato ampiasŕna ireny afak'omaly ireny : Dia nh faharesen'i Barcelone.Mety possible hisy ihany tokoa ny resaka kolikoly eo anivon'ny UEFA.Malaza io Ramontada io tato ho ato izay.Iza no mahazo tombon-tsoa ?


Doda,Raha ho raisintsika izao iny tranga iny satria dia tafiditra ao amin'ilay tokony hojerena ao @ video ny fitsofana penalty.Raha ohatra ka averina jerena ilay tranga, ny arbitre central ihany ve no manamafy na miverina @ fanpaha-keviny sa misy arbitre hafa ohatran'ny @ rugby no manapa-kevitra farany?


Erreur arbitrage goavana be ini omaly ini,,, ts nertreretn l arbitre ny enjeu an ini f bon zay mo n natony!!!!ra ny arbitrage video njai de ts de mety loatra amiko!! ny antony ny olona tsy parfait mandrakizay izany,,, aleo ny olona ihany no hitsara de ze atony eo, nomena azy ny fahefana!!!! sad rn erreur kl rn n mapatsiro azy!!!!!


I Platini dia miteny fa tsy ilaia ny vidéo satria mamono ny maha baolina ny baolina kitra ny Fampiasŕna azy.Very ilay sensation spontanée, fa lasa mivadika drame na suspens ilay fiandrŕsana elabeFa amiko dia ilaina ny vidéotokony hizatra an'izany ny monde du foot.Satria dia mihena 100% ny approximation, ny vol, ny injustice.Ampitomboy 120mn ny durée n'ny lalao dia amin'zay tsy very ny fotoana lany.120mn chrono non arręté et perte de temps non récupérée


Amiko indray ohatran'ny misy zavatra mampihaihay ihany ao @ UEFA ao. Indrindra tao aorianan'ny fisandratan'ny fitenenana " REMONTADA" izay.Fa manin'inona moa izany ny FIFA sy ny ligue 1 no efa manaiky ny hampiasana ny arbitrage video, fa man'inona ny UEFA no mbola tsy manaiky, nefa ao no tena mampiady hevitra matetika ny fanapahan-kevitrin'ny mpitsara?Ny fiantefan'ity loka isan-karazany ity koa moa @ baolina oeropeaninana dia efa tsy hay intsony fa dia lasa novelas mihitsy ny voka-dalao


Izaho tsy dia tia resaka manodidina ny foot.Fa ny eo ambony kianja ihany no mba mahafinaritra ahy rehefa avo lenta ny lalao misy.Resabe ato ampiasŕna ireny afak'omaly ireny : Dia nh faharesen'i Barcelone.Mety possible hisy ihany tokoa ny resaka kolikoly eo anivon'ny UEFA.Malaza io Ramontada io tato ho ato izay.Iza no mahazo tombon-tsoa ?


Io kosa ny mondial fa mampiasa arbitrage video.


Tena manorisory ilay video amiko, aleo ihany tsy ampiasaina io VAR io.


Tena ilaina ilay izy satria manala ny fifandirana misy eo am mpilalao sy ny mpijery
Tsisy adi hevitra!