image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

aleo tonga de fiara tsisy kitihina ka takatry ny volanao no vidiana na recente na tranainy


aleo tonga de fiara tsisy kitihina ka takatry ny volanao no vidiana na recente na tranainy


jereo indray ny coűt d'entretien1- en général mora kokoa io ho an'ny fiara année 95 noho ny année 2000 (fa miankina amin'ilay modčle ihany)2- any eoropa, mba tsy ho sahirana amin'io coűt d'entretien io, ny théorie dia milaza fa valeurn'ny fiara tokony vidianao dia tsy tokony ihoatra ny karama 4 volana (karaman'ilay tokantrano mazava ho azy)


Ny fiara tompoko dia tsy maintsy misy kitihina foana rehefa occaz na vaovao aza vetivety de mikitika enao. Fa raha izaho aloha dia aleoko lavitra mividy ireny fiara occaz peugeot na renault ireny fa tsy itony vaovao mora maty an-dalana itony nefa vidina lafo dia lafo. Rehefa tsara entretien am tompony teo aloha ny peugeot sy ny renault dia efa mahavoa enao zay. Ireny mantsy sady mafy no tsara elaela vao misy amboarina fa itony vao niditra tony ? Mampiteny ny moana, vao avy nividy itony atos sy ny karazany tony mantsy aho fa de very vola e! nosoloina 4x4 ndray ka e e e! vao maika loza fa eny andalana no manokatra capot tsy hay oe maninona nefa vaovao hono mark vaovao, sns... leo be fa vola be nariana


Raha izaho ianao dia fiara 2000 vidiana fa mitovy foana rehefa okkaz. Tsy maintsy hisy hamboarina foana ka tsy aleo mba ilay tsy dia tena antitra loatra? Amiko aloha dia hitako hoe tsy dia tokony hieritreritra hoe hijanona carbu sy allumage classik foana, fa ny elektronika dia tokony tsy manao adapt dia izay. Ny meka mantsy tsy mahay an'izay prgm ao fa shunte-ny foana fotsiny ilay izy dia izay no mazana mitondra olana.


mpisera<<< Amiko ndray tsy idéal ny fiara electronique, tsy fampiasa eto Tana ireny, tsy tia embouteillage ireny fa tonga dia mijoboka. Aza miditra amin'izany ianao ry Vodka


Ka ny eto aza ve ho be embouteillage be ohatra ireny km maro autoroute ivelany ireny? Raha resaka fiabilité tsy misy ohatra elektronika.


en théorie ny électronique tsy tokony mila entretien fa ny mécanique no misy usure.amiko dia aleo misafidy fiara taloha.rehefa hadalain'ny capteur izay anie ianao ka sahirana e, eo am détection anlé source ana pb aloh dia efa lany andro sy vola manolo pičces tsy izy maromaro, ny fahasorenana etsy andaniny, lasa ilay méca no lazainao fa tsy mahay :)


rah ny tetibolanao dia juste ôtran'ny ahy ihany, zany hoe rah fiara 2000 dia ts de mahazo anle mbola matsiro b; rah lay talohaloha kosa ka tsara entretien; mbola tbe (mis io fa occasion rare, rah ts de maika lôtra) de tena ao tsara lay tetibola; fa ny voiture français aloh no moramora kokoa @io noho ny allemande. Ny ahy zao lay 2ème options io no itondrako azy fa enaw iany io!