image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba e !Aiza ry zareo no mba misy manamboatra na micharge gaz climtiseur mahay ?


Salama enao eAo @ materauto Ankorondrano mande eTsar b ny fandraisana no manara penitra ny fitaovana sy ny fandraisana


D manao aona ny sarany? main d'oeuvre, pičces sy gaz?


ny piece, mijereva vidina piece am oscaro sns en euros io d avadiho ariary avy eo, ampio frais sy taxe dedouanement sns d zay no ahazoanao sary an tsainya ny vidina piesy ao am materautony mains d oeuvre ndray vazaha no mitantana an io, mandeha par heure zany mazava ho azy ary tsy maintsy mitovitovy am mains d oeuvre en euros koa nefa ny antsika ariary no miadyfehiny: mahaiza fetsifetsy sy miady am resaka mekanika fa raha ato am moov no anontanina vitsy ny tena mpiady ato fa oul snob dhl no betsaka


Salama! eo ambanin looks Andravoahangy koa mis micharge sy manamboatra, akaikin'ny raloum radiateur.