image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 6

roa taona zao izahay roa no mitady zaza mafy fa tao anatin'ny enimbolana izay manomboka kivy isaky ny tonga ny rrrrrr. Manantena fona hoe bevoka isaky ny misy retard kely nefa hehehe. Misy fotoana tezitra, avy eo malahelo nefa in mo no azao atao?! comment vous faites les filles :(


courage nareo! izahay koe efa ho 3 taona zay no nitadiavana. mbola manantena foana. manaova pause kely indraindray fa mampi-stress be ny parcours-ntsika. mandehana manao vacances kely rehefa afaka fa tena mahazo hery vaovao mihitsy anie rehefa avy any e. ny mivavaka , aza adino <3


Merci :) mainaritra ery ny mahita hoe mbola misy fanatenana et que vous avez réussi. On croise les doigts


courage fa aza manary toky kia , andalanam-pitadiavana zaza koa zahay efa 3ans teo eo zay fa tsy kivy, misy foana ny solution ary Atra tena manokatra lalana bdb fa matokia Azy. indray² tena ambany ny moral fa tsy maintsy miarina anefa fa mbola ho avy akia ny anjarantsika a!