• Cours de change
  • 4794.18 AR
  • |
  • $4461.87 AR
Copyright Image : © Hcc
Image
Vaovao

HCC - Vokapifidianana Ofisialy 2024 : Ireo depiote miisa 163 hiasa mandritra ny 5 taona

27/06/2024 12:23 © Moov

Androany 27 jona 2024 no tapitra ny fe-potoana nikirakiran'ny HCC ny voka-pifidianana vonjimaika natolotry ny CENI, sady nandinihana ireo fitarainana voaray. Miisa 9 ireo mpitsara nitarika ny lanonam-pitsarana anambarana ny vokatra ofisialy.

Miisa 163 ireo depiote mahazo toerana eny amin'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza, raha 151 izany teo aloha. Ireo distrika manana mponina mihoatra ny iray alina sy telo hetsy dia manana solombavambahoaka miisa 2. Tsiahivina moa fa 120 no isan'ny distrika eto Madagasikara. Notsindriana teny am-boalohany fa nolavina avokoa ireo fangatahana fanalana an-daharana kandida

FARITRA ANALAMANGA

-Ambohidratrimo
Rabenirina Maminiaina Solondraibe (Firaisankina)
Rakotoarisoa Nirina Fenohery Johnny (IRMAR)
-Andramasina
Andriamanjato Liantsoa Bina, kandida tsy miankina, no lany ho Solombavambahoaka.
-Anjozorobe
Razafintsihoarana Edison (Firaisankina)
Ravelojaona Manda Herilaza (IRMAR)
-Ankazobe
Lasan'ny kandidan'ny FIVOI ny amboara. Lany ny kandida Razafimandimby Harijao Percy.
-Antananarivo Atsimondrano
Ireto kandida ireto no Solombavambahoaka lanim-bahoaka : Raharimanarivo Voahanginiaina Berthine (Firaisankina), sy Ratsivahinisolo Andriniony (IRMAR)
-Antananarivo Avaradrano
Ireto mpifaninana ireto no hiakatra eny Tsimbazaza : Andriamosa Benjamina Avotraina (Firaisankina), sy Radafindranaro Andriamanga Rijaniaina Thierry (IRMAR)
-Antananarivo I
Tafajanona eny Tsimbazaza ny depiote amperin'asa Razafimanantsoa Lobo Hanitriniaina (Firaisankina). Lany ho depiote vaovao kosa i Andriamananoro Razafinarivo Augustin (IRMAR)
-Antananarivo II
Samy hiverina eny amin'ny Antenimierampirenena avokoa na i Randrianarisoa Stansilas (Firaisankina), na i Rakotomanga Lantoarivola Sedra (IRMAR)
-Antananarivo III
Miverina eny amin'ny Antenimierampirenena i Ralambomanana Fenosoa (Firaisankina). Anisan'ireo kandida tsy miankina tena natanjaka ka lasa Solombavambahoaka i Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa.
-Antananarivo IV
Randriamasinoro Tahiry Ny Rina (Firaisankina), sy Rafidimanana Désiré (IRMAR) no hiakatra eny Tsimbazaza.
-Antananarivo V
Samy miverina mandray ny toerana eny amin'ny Antenimierampirenena ihany koa ireto depiote amperin'asa ireto : Raholdina Ranaivo Herinantsoina (IRMAR) sy Ralambozafimbololona Andriantsivoafetra (Firaisankina)
-Antananarivo VI
Ireto no solombavambahoaka lanin'ny mponin'ny Boriborintany fahaenina eto Antananarivo : Andriamampandry Todisoa Manampy (Firaisankina) sy Razanamandimbisoa Tantely (IRMAR).
-Manjakandriana
Bariniaina Fidy, avy amin'ny FIVOI, no nahazo ny salan'isa ambony indrindra.

FARITRA BONGOLOVA

-Fenoarivobe
Randrianarisoa Bien Aimé Arsène, natolotry ny IRMAR, no nahazo ny salan'isa ambony indrindra.
-Tsiroanomandidy
Lany solombavambahoaka ny kandida tsy miankina Raholijaona Harson, sy Ranarivelo Lucien (Tsy miankina)

FARITRA ITASY

-Arivonimamo
Randriamampianina Rajerison Antoine, avy amin'ny FIVOI, no nibata ny amboara, miaraka amin'i Rakotondrabesa, FIVOI ihany.
-Miarinarivo
Lany solombavambahoaka i Rakotondrasoa Fetra, avy amin'ny vondrona politika IRMAR.
-Soavinandriana
Ramanatanana Roméo Christophe, kandida mahaleotena, no nahazo ny salan'isa ambony indrindra.

FARITRA VAKINANKARATRA

-Ambatolampy
Razafimahefa Tianarivelo Edouard (IRMAR)
Rakotomalala Miarintsoa (indépendant)
-Antanifotsy
Rafidimanana Narson (Firaisankina)
Rajoelimalala Herihasina Eljo (Indépendant)
-Antsirabe I
Jean François Michel (Firaisankina)
Razafinimaro Désiré (IRMAR)
-Antsirabe II
Randrianantenaina Olivier Antonny José (Firaisankina)
Randriamanampisoa Alfred (IRMAR)
-Betafo
Randriatahinamalala Livasoa Moratiavina (Firaisankina)
Fiarovana Lovanirina Célestin (IRMAR)
-Faratsiho
Ramilison Andriamampionona Nomenjanahary (Firaisankina)
-Mandoto
Rakotorahalahy Modeste (Indépendant)

FARITRA DIANA

-Ambanja
Lany Solombavambahoaka amin'ny fomba ofisialy i Darkhaoui Siritis, kandida natolotry ny IRMAR.
-Ambilobe
Assimo Bruno (IRMAR)
Mandrara Louis Fernandy (Indépendant)
-Antsiranana I
Ibrahim Issa Charles (Indépendant)
Rahelihanta Jocelyne (IRMAR)
-Antsiranana II
Raymond (IRMAR)
-Nosy-Be
Arosy Namiandrazana François (Indépendant)

FARITRA SAVA

-Andapa
Befototo Angelin (IRMAR)
-Antalaha
Ferdinand Eric Sandhy (Indépendant)
Nasira Julien (IRMAR)
-Sambava
Mamangy Norbert (IRMAR)
Tokely Justin (IRMAR)
-Vohémar
Randriamanantena Stipio (IMRAR)

FARITRA AMORON'I MANIA

-Ambatofinandrahana
Nandresy amin'ny fomba ofisialy ny kandida natolotry ny IRMAR, Narson Seth Razafindrabary. Tsy tafaverina eny Tsimbazaza intsony ny filohan'ny Antenimierampirenena teo aloha Christine Razanamahasoa.
-Ambositra
Andriamihaja Fanomezantsoa (Indépendant)
Fomendraza Haingo Elisette (IRMAR)
-Fandriana
Andriamiharivolamena Liva Zavamanitra (Indépendant)
-Manandriana
Andrianjanahary Fanomezantsoa (Indépendant)

FARITRA ATSIMO ATSINANANA

-Befotaka Atsimo
Razafindratsira Jonhson Anatol (IRMAR)
-Farafangana
Raby Savatsarah Ain'Harimanga Gabrielle (Indépendant)
Andrianambenana Painchard (IRMAR)
-Midongy Sud
Ratolojanahary Arsène (IRMAR)
-Vangaindrano
Mahavitara Sylvèstre (Indépendant)
Randrianasolo Todisoa (IRMAR)
-Vondrozo
Bototefy Herimanantsoa (IRMAR)

FARITRA HAUTE MATSIATRA

-Ambalavao
Rasoanirina Marcelline (Indépendant)
Razafimahatratra Daniel (IRMAR)
-Ambohimahasoa
Rasoamalala Honorine (IRMAR)
-Fianarantsoa
Sahondrarimalala Marie Michelle (IRMAR)
Rajoelina Seth (IRMAR)
-Ikalamavony
Rakotoniaina Pety (Indépendant)
-Isandra
Ralambozafy Raoto Andrianirinarivo (IRMAR)
-Lalangina
Rivotiana Richard Jean Bosco (IRMAR)
-Vohibato
Razafinjato Aurelie Marie Augustine (IRMAR)

FARITRA IHOROMBE

-Iakora
Sambo (Indépendant)
-Ihosy
Mong Mann Bismark (IRMAR)
Razakamiaho Barthélemy (IRMAR)
-Ivohibe
Ramananjarasoa Clarisse Eugénie (IRMAR)

FARITRA FITOVINANY

-Ikongo
Ravoniarisoa Mariette (IRMAR)
-Manakara
Andrianasolo Nadine (IRMAR)
Maminirina Josh Emilien (IRMAR)
-Vohipeno
Razafitsiala Velomanana Solomampionona (Indépendant)

FARITRA VATOVAVY

-Ifanadiana
Manantena Hajanirina Dinah (Indépendant)
-Mananjary
Mamihaja Charlot (Firaisankina)
Randrianarison Maurice Lucien (IRMAR)
-Nosy Varika
Mara Volamiranty Donna (IRMAR)

FARITRA ALAOTRA MANGORO

-Ambatondrazaka
Andrianasolo Andrianiaina Jean Patrick (IRMAR)
Razarapiera Fidel (Firaisankina)
-Amparafaravola
Vololomboahangy Tsiriniaina Narindra (Indépendant)
Rakotondramanitra Félix (Indépendant)
-Andilamena
Rakotoarimanana Patrice (IRMAR)
-Anosibe an'Ala
Rafanoniaina Elysé (Indépendant)
-Moramanga
Razafimandroso Nee Razanajato Virginie (IRMAR)
Rajaobelina Lova Herizo (IRMAR)

FARITRA ANALANJIROFO

-Fenerive Est
Michelle Bavy Angelica (IRMAR)
Raminoalisoa Herizo (Indépendant)
-Mananara Nord
Samuel (IRMAR)
-Maroantsetra
Dinah Romual (IRMAR)
-Sainte-Marie
Imniki Herilaza (IRMAR)
-Soanierana Ivongo
Menavolo Alban (Indépendant)
-Vavatenina
Volamahazaka Felix Boris (IRMAR)

FARITRA ANOSY

-Amboasary Sud
Rakotonirina Richard Joseph (Indépendant)
Andriamamonjy Olivier (Indépendant)
-Betroka
Randrianasolo Jean Nicolas (GJMP)
-Taolagnaro
Nourdine Sabany
Ratsimandriona Aida Hardy (IRMAR)

FARITRA BETSIBOKA

-Kandreho
Tsikivy Adrien (IRMAR)
-Maevatanàna
Mbade Jeanine Gabrielle (IRMAR)
-Tsaratanàna
Randriamalala Thony (IRMAR)

FARITRA MELAKY

-Ambatomainty
Rajaonary Mahenintsoa (Indépendant)
-Antsalova
Andriananarivonomenjanahary Andrianasolo Joseph (Indépendant)
-Besalampy
Sylvie Liva Gervais (IRMAR)
-Maintirano
Velonjara Téophiline (IRMAR)
-Morafenobe
Fiherezavinany (IRMAR)

FARITRA SOFIA

-Analalava
Soafilira Princia (IRMAR)
-Antsohihy
Befeno Todimanana (IRMAR)
-Bealanana
Jaozandry René (Indépendant)
-Befandriana Avaratra
Rabeharison Bernardin (Indépendant)
-Mampikony
Raphaelien Solofoniaina Emilien Narson (IRMAR)
-Mandritsara
Rasolomananana Beby Olivier (IRMAR)
Razakamanana André (Indépendant)
-Port-Bergé
Olivier Rabeamina (Indépendant)

FARITRA BOENY

-Ambatoboeny
Randrianarivo Edwin (Indépendant)
-Mahajanga I
Afakandro Christian (Firaisankina)
Rahantanirina Lalao (IRMAR)
-Mahajanga II
Ramananarivo Handry Orlando (Indépendant)
-Marovoay
Marindry Rasolohery Andry Chrinssant (Indépendant)
-Mitsinjo
Ahmad Ahmad (Indépendant)
-Soalala
Said Zakaniaina Mahafaly Joseph (IRMAR)

FARITRA ATSINANANA

-Antanambao Manampotsy
Tarka Jean Michel (Indépendant)
-Brickaville
Ravelonasy Barthélemy Samuel (IRMAR)
-Mahanoro
Manasoa Donat Tang (IRMAR)
Rakotoson Hubert (Indépendant)
-Marolambo
Randrianasolo Augustin (IRMAR)
-Toamasina I
Ratsiraka Iarovana Roland (Kolektifa)
Naharimamy Lucien Irmah (IRMAR)
-Toamasina II
Roilahy (IRMAR)
Andrianary Thierry Didier (IRMAR)
-Vatomandry
Ratsiraka Sophie Soamiadana (Indépendant)

FARITRA ANDROY

-Ambovombe Androy
Milavonjy Andriasy Philobert (IRMAR)
-Antanimora Sud
Goulamaly Jacques Bruno Fils (Indépendant)
-Bekily
Andriamameriarivo Déo Romelis (IRMAR)
-Beloha Androy
Ramanambita Riachade Houssen Ismael (Indépendant)
-Tsihombe
Tolia Bernard (IRMAR)

FARITRA ATSIMO ANDREFANA

-Ampanihy Andrefana
Tsaradia Marco (Indépendant)
Razafiharison Andriamantena (IRMAR)
-Ankazoabo Atsimo
Pepin Michou (IRMAR)
-Benenitra
Razafindramasy Faralahy Célestin (Parti Vert)
-Beroroha
Nakany Charly Zafimagnely (Indépendant)
-Betioky Atsimo
Hanongona Hervé (IRMAR)
Rabenirina Jean Jacques (Firaisankina)
-Morombe
Rakotomalala Biri Golbert (Indépendant)
-Sakaraha
Rafaely Jean François (Firaisankina)
-Toliara I
Randrianasoloniaiko Siteny (Firaisankina)
Raharoarilala Tinoka Roberto (IRMAR)
-Toliara II
Tsitara Rogers Osman (IRMAR)
Rochelin Houssen (Indépendant)

FARITRA MENABE

-Belo sur Tsiribihina
Saory Christian (Indépendant)
-Mahabo
Andrianirina Narcis (IRMAR)
-Manja
Fienena Richard Désiré (IRMAR)
-Miandrivazo
Rakotoniaina Lova Andrien Marie (Firaisankina)
-Morondava
Rasampa André Hajaharimalala (IRMAR)

Lire la suite

Articles Similaires

Moov logo