Raikitra ihany ve ity zavatra ity, mbo hanomanako ilay frais taxibe ry tompon'ny sujet ahhh?........Tsy maintsy atambatambatra ny majinika mantsy, ny kapa scoubidou tsy maintsy mbo amboarina fa tapaka, ny pataloha tsy maintsy mbo zairina fa rovitra........Bref, be ny zavatra homanina fa mihetsika ianao ry Sarobidy ahhh!
Mpampiresaka > Inona aza ity tonga dia manivaka be ity eh.......Na ny frais taxibe handehanako any amin'ilay anniversaire aza anie, ka mbola hitrosaiko aman'olona amin'izao, ka tsy mahantra ve izany aminao eh?Farakely > hay ve izay ny tinao lazaina e.......Tokony otrizay ny fomba nilazanao azy, amin'izay tonga dia nazava avy hatrany...... Ary billet inona no alefako anao chronopost avy eto Ambohimangidy mankany aminao? Ny frais taxibe hankanesako any amin'i Sarobidy aza hoa anie ka mbola hifampitadiavana.Sarobidy > Raikitra ihany ve ity fetinao madimozely, mora hanomanana ny frais taxibe, sy ny rano mangatsiaka (bien fraîche) ho vatsiko amin'io andro malaza io an? Toa lancer-nao fotsiny ilay zavatra dia tsy hita nareo nefa ny kil efa vonona daolo hanotrona an.
Inona aza ity tantarain'i Farakely eh?.......Ndao isika hiaraka any amin'ny anniversaire n'i Sarobidy fotsiny dia mbo faly izy re e.
Aza matahotra ianao ry Sarobidy fa ho avy aho an, sady mety tsara amiko mihitsy ilay tsy mitondra cadeau satria, mahantra ny tenako ka tsy mahatakatra izany. Ny tsiky no entiko hamenoako ny banga......Ny boissons vimbinikoo amin'io dia, rano mangatsiaka avy napangotrahana ho ataoko ao anaty bouteilles d'eau vive..........Aiza moa izany ilay ho fotoana ry sarobidy?
Alefaso ilay fihaonana aza fa vonona ny tenanay eh..........Rahoviana sy amin'ny firy? Fa zany hoe zao.....Za nefa tsy manana olana ara-pitiavana (arak'ilay sujet), ka mahazo mandeha sa tsia? <banane
Lauren,Ary raha ianao mihitsy no miova numéro, sy miova compte? sa tsy possible ve?
aie aie aie.......Efa tsy lavitra ny afobe afaka fotoana monja raha mitohy.Tapaho dieny izao par tous les moyens, dieny mbola tsisy korontana, fa tantara be.Sinon bon courage pour la suite chčre dame......
SipaHendry,Ka rehefa tsy hanao premier pas aminao izy, dia aleo za ny hanao, ary ny ahy tonga dia "double pas" mihitsy eh............. Ka ahoana saha ianao? lol
Tiavinah,Nareo hoa mbo lehilahy letia fa hanenina anie ela raha sendran'ny kofboay mahay azy zany sipa izany eh...Mbo serieux eh!!! Sa andrasan'ialahy eny antanan'ny olona vao hietsika ela? trop tard annnn..........Aza atao mifanena amiko izany sipa izany fa vita ela..... tsisy raofina......
o ra Bangakely an! hi hi hiMety ho adinony tampoka ve ilay maha-saropiaro azy, raha miara-misakafo amiko ilay olona??? ha ha ha...... Iny indray no tsy hitako an.Aoketsy aoketsy Bangakely, fa raha manaiky eo Mirou, tsy hanana varaiventy akory aho hitondrako azy amin'zany kah........