Paik <<<
Fa angaha Looks zany tsy efa vary mitsangana kle?
Ha ha ha!!! Mahatsikaiky nareo an.....Vao mbo nitsidika ve nama ny tenanay tonga dia misy fantsy kely bdb mandeha kle......
Tsy hitanareo nahafinaritra kokoa ve ilay forum taloha teto, fa vao niova an'ity zavatra vaovao ity ilay izy, dia tsisy hita daholo ny olona rehetra. Za aza amin'zao mbola mitsapatsapa mihitsy, fa hitako mbola misy zavatra tsy au point zany ilay izy amin'izao.
Ndao tsika mbo hiaraka hihinana vary mitsangana ry zareo an.....? Sa inona no tinareo.... mofogasy?
Ny ahy na ny ho harapaka aza tsisy, ny an-dry lerony seins valan******* valan******* zao foana..........Iza ny hiaraka amiko eny amin'ny vary mitsangana fa izay no mety ho takatro amin'io.....
Bon saint valan******* daholo oooooo!! Tandremo sao madiditra annnnn
up > Mino aho fa manana ny principe n'lŕ ihany koa ialahy,izay respecter-ko......Te hanolotra izay tin'lŕ hotolorana ialahy ve???? problčme an'ialahy zany....... Fa misy ny sasany manana systčme de fonctionnement hafa mihitsy, izay tsy mitovy fomba fijery amin'ialahy, ka aza miteniteny foana lesy, fa tsy fantatrela izany trandraka heverin'ialahy fa diso vanimpotoana izany.
lehilahy no manoratra,- Par principe, tsy manolotra cadeau izany ny tenako indrindra fa anniversaire (tsy zarina an'izany mihitsy ny vehivavy depuis le début). Rehefa tsy faly amin'izany izy dia mahazo mandeha.....- Par principe ihany koa, ary eto aho no hamaly ny tompon'ny sujet..... Tsy tiko aho tolorana cadeau, ary raha misy manao izany, dia teneniko ampitiavana izy tsy hamerina izany intsony ny taona rehetra manaraka. Raha mbola mi insiste izy manolotra cadeau ho ahy ihany, dia tenigasy mety handratra no azony, ary raha mbola tsy azony ny zavatra lazaina, dia ny varavarana no raisiny.....Enga anie ka tsy otrahy ny olontinao ry "salia"
hi hi hi, sahirana mafy mihitsy ianao ranamana hitady ilay cadeau hitondra afobe eo amin'ilay fiainanao ao aoriana kely ao.......o letia ehh..........!!!
Ary tsy mety indray aza ve, raha tonga dia balita plastique ohatra no vidina ho azy?.........Sa hatahotra ny vadiny indray izy amin'izay?
Hambopo,hoy ny fanontaninao : "efa manambady ve ianao sa tsia?"hoy ny valinteniko : ary ianao ve efa manambady sa tsia?Mety hampiova ny zavatra voalazanao sy ny voalazako ve ny fahalalako, na ny fahalalanao ny valin'izany?
Herb,Ahoana letia zany hoe "tsy maintsy homena cadeau" izany lay sipa? ..........Dia raha tsy hanome ialahy dia inona no hitranga? Efa lazaina foana hoe zaro ny "tsy misy" ny vehivavy, fa ho mora dia mora aminy ny hizatra ny "misy".Raha tsy mety amin'ialahy ny tsy manome, dia hividiano fiara izy mba hahatsiarovan'ialahy.....sa tsy takatra indray ve?