Tena tsy azoko mihitsy ilay zava-mitranga.......Ho anareo izay mitovy cas eto anie ry zareo, ka efa fantatrareo ny risque sy ny olana aterak'io fijangajana io eh......Assumer-o ilay zavatra natao na inona ny ho conséquences hitranga na inona.....(anisan'izany io fahasarontam-piaro voalaza eto io....)Averiko foana ity zavatra lazaiko ombieny ity :Samy mahafantatra isika, ary tsy misy izay tsy mahalala fa mahafaty ny fifohana sigara.....Tsy mahasakana ny mpifoka sigara, sy ireo izay te hanandrana hifoka sigara nefa izany. Tsy noterena nefa izy hanao izany fa sitrapo ny azy an, peu importe ny raison izay nahatonga azy, ho eo amin'io fifohana sigara io.......Koa assumer-o ilay fifohana sigara ry zareo an, na ho inona ny mety ho conséquences, na ho inona, eny fa na dia hiafara amin'ny fahafatesanao mihitsy aza..........Inona no mety ho solution aza rehefa sendra olana amin'ny fifohana sigara????? Tsy ny fijanonana amin'ilay sigara ve no tokony atao voalohany aloha? Ny zavatra mitranga eto nefa, dia ilay sigara fohana ihany, no sady manontany ihany hoe, inona ry reto no solution fa otran'ny tsy en forme aho, otran'ny misy manindrona ny foko sns sns......
Misely > Adinoko no nilaza, fa ny vadin'io vehivavy io, dia mbola tsy fantatro mihitsy, ary mbola tsy nisy contact tamiko na indray mandeha aza alohan'ny nivantanako tao amindry zareo, satria vao nivady vao haingana zareo tamin'izay fotoana izay.Fa na izany na tsy izany, mbola averiko ihany fa tsy misy fantatsika ny déroulement ny tantara, ary raha olona normal, en temps normal (eny fa na dia atao aza hoe nisy fahasarontam-piaro), tsy hamoaka izany phrase izany mihitsy, fa nisy zava-nitranga tao ambadika tao. Iza no mahita, fa mety mitovy amin'io tantara lazaiko io no nitranga "ohatra", ary tsy nahatanty ilay mpanolotra fa tonga dia "nanivaka" ha ha ha
Tsy fantatra mazava ny circonstances nivoahan'ilay phrase, fa raha ny fijeriko, dia phrase tsy tokony hivoaka ilay izy, raha en condition normale.......Nisy fahatezerana ve tao?.... Nisy fahasarotam-piaro ve tao?.... Nisy nieripitia ve tao?..... Nisy tsy fahalalam-pomba ve tao?....sns sns, izay tsy voavaliko ny fanontaniana.Nisy tranga toy izao...Nandalo tany Dago ny tenako, taona vitsivitsy lasa izay..., Nisy vehivavy iray (izay fianakaviako akaiky) nitondrako smartphone, satria nitaraina izy fa simba tanteraka ny phone-ny. Nandritra ny fotoana nijanonako tao Mcar nefa, izay nipetraka andro vitsy tao amin-dry zareo aho, rehefa sur Tana, dia raha in-20 aho no niantso azy, na mandefa message, dia ramose vadiny foana no mamaly ahy amin'izany. Rehefa tonga ao trano moa aho dia tsy misy fotoana ny tsy ahitako ilay phone eny amin-dramose. Tsy nisy zavatra noteneniko moa tamin'izany fotoana, fa dia variana fotsiny aho, satria araka ny efa voalazan'ny vitsivitsy taminareo tao ambony tao, dia no respecter-ko ny maha-pivady azy ireo.............Ho any Dago indray aho nefa afaka andro vitsy, (hihinana vary mitsangana, maskita, mofogasy, composé, sns humm humm miam miam...), ary milaza indray io vehivavy fianakaviko io fa, simba indray hono ilay smartphone nomeko azy taona vitsivitsy lasa izay, ka sao dia mbo misy possibilité re ry trandraka?.......ha ha ha ha ha, aleo nareo no avelako haminavina ny tato antsaiko, rehefa naheno io demande io aho, vao il y a quelques jours izay.......
vetalah,ha ha ha.....! Asainao mahay misabaka ve ilay olona???? O letia ehhhhh.......Raha manandrana misabaka eo anie lery, ka tsy mahay misabaka, ka ho vaky Vo.. , ary mety ho rava mbamin'ny asa mihitsy raha tsy mitandrina eh.Aoketsy......!
mbolati,Sarotra be anie letia ny hanoro hevitra an'ialahy eto satria tsy ampy paramčtres izahay eto hahafahanay mi aiguiller an'ialahy hoe zao atao, na zao atao e.Ra za zao mantsy no eo amin'ny toeran'ialahy, dia n'inona n'inona raison nisarahako tamin'izany sipa izany, dia tsy ho lasa vadiko mihitsy izany sipa izany, n'inona n'inona hitranga, na dia tiko mihoatra ny hafa aza............Par principe ny ahy io, sainga ny principe-ko, tsy voatery ho valable ho an'ny hafa.
mbolati,Hay ve ela kofboay eh...........Noheveriko fa sipa mantsy nareo no miseho mankatsy mankaroa teo io anie, ka hoy aho hoe ra izaho no hanaovan'ny sipa eritreritra otrizany, na PDG izy na inona, fa dia ataoko mangaina mihitsy, na dia mety hialako hatramin'ny asako aza.Donc pour en revenir, satria ela bandy, izay misafidy fa tsy safidiana akory, dia izay adin'ialahy sy décision an'ialahy dia mety daholo lesy pour autant fa manaiky ny ankilany an.
mbolati,Misy détails ngezabe adinonao dia ity......- Na izay aza ny eritreritrao, dia tsy voatery hanaiky hiverina hiaraka aminao ity ex-nao ity. Sa ho roahanao izy raha tsy hanaiky hiaraka aminao?- Na izay aza ny eritreritrao, tsy voatery hanaiky anao ny RAD-ny, na dia lazainao fa nivadika aza ny rasa. Sa ho roahanao ny zanany raha tsy mankasitraka anao ireo RAD-ny?
Little Things,Tena "Burn Out" tsy misy resaka io mahazo anao io...........Ndao hiaraka hihinana mofogasy eny amorondrano tsika, fa tena mila aérer-na ny atidohanao.Otran'ny oe vazivazy sy manala azy aho, fa tena mila maka re******* mihitsy ianao.........
Dadatoa be........,
Ahhhhhh dadatoa le........... Vaovaonao? Tsy azoko mihitsy radadatoa lay zavatra ataon'lerony ato anie eh...... Zavatra mandeha tsara taloha iny dia gidragidrain'lerony fa mbo te hivoatra any amin'ny fahaverezana angamba zalahy......Tena ho marina ny tenin'i Ragalasam fa ho faty tsy ho ela ity moov ity raha mitohy izao.
Ragalasam,
Raha ny fahitako azy aloha, dia tsy maintsy mi s'inscrire mihitsy vao afaka manokatra sujet an....... En tout cas, izay aloha no nataoko nahafahako nanokatra ity sujet essai ity.