image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

trandraka

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
68
Topics:
7

Dia tena tsy misy possibilité hafa mihitsy ve ankoatra ny site de rencontre? Sa tena misy cible précise mihitsy, ka tsy ho hita raha ankoatra izay? (azonao angamba ny tiko hiaviana)

Efa pejy roa ve ty sujet ity, dia mbola tsy misy mitovy tandem ihany hatramin'izao?...Mbo dadany izany k'ty....!!!Efa hoe forcer-o ihany indraindray ilay tandem hitovy, na dia hita izao fa mifanipaka aza ry zareo an.....

de awn e,Tsy ratsy ilay eritreritrao, hoe mbo asiana fihaonana ho an'ny mpitandem rehetra ka......Fa ny indro kely fotsiny hoy ahy dia, tsy tongan'ny taxibe, na taxi brousse, na ireo 4x4 faran'izay henjana eto ambonin'ny tany aza, avy eto amiko mankany amin'ilay toerana mety hihisy io fihaonana io.........ha ha ha!Fa na izany aza, aza atao ho sakana mihitsy izany, fa tsy ratsy ilay projet an......

Nanao ahoana ihany ny niafaran'ilay tandem tato ry zareo an? Ndao ranga hi tandem daholo tsika ato na tsy mi-tandem aza an....... Sa ahoana??

ezaka,Hi hi hi, tena miala tsiny indrindra raha tena izay ny fitrangany ry ezaka an.......Otrizao zany ilay lazain'ny tompon'ity sujet ity hoe mitovy tandem anie e.Ko tsy aleo asiana fiaraha-mihinana vary mitsangana izy ity ve raha izany?:-langue

LT,Tena serieux zany ry LT anie eh.....Aiza aza no hiterahako avion, fa 50? (prix aller retour) anie ianao dia tonga any Barcelone ohatra, sy izay destinations tadiavinao rehetra mihitsy eh. Nareo marina ve ahoana aza........

dedicace, D'accord.......Misaotra ô! Tsara ilay sujet anao, ary justement tokony ho valable ho an'ny rehetra mihitsy, na dia ny hahitana statistique fotsiny aza.

  1. Toerana?Collčge iray nalaza be tao Antananarivo (tamin'izany fotoana izany, ary mety mbola amin'izao fotoana izao mihitsy koa aza, saingy tsy fantatro intsony).....Feno sipa manja dakan'ny alika.2) Amin'ny fomba ahoana no nandresenao lahatra azy?Tsy nila nandresy lahatra izany ny tenanay, satria izy (na izy ireo) no resy lahatra voalohany.3) Tonga dia nanaiky ve ianao sa mbola niandry?Tsy tonga dia nanaiky aho satria betsaka ny candidates, fa nekeko ihany, otran'ny nanekeko ny hafa ihany koa.Lehilahy no manoratra mazava ho azy...........

Ndao hoe mbo imaginer-na tokoa hoe......Mety hanao ahoana marina ny fiainana eto an-tany re, raha ho foanana daholo ny vehivavy rehetra eto an-tany e? ......hi hi hi...... Mety hilamina ve ity tany ity raha izany no possible?......

Ary raha asiana "talc" indray, fa sao dia "tsembon-tŕnana" loatra no mahatonga izany? :-langue