anonyme du 13:48 <<<<< Je suppose fa ilay pseudo Loulou nanoratra tamiko tao aloha tao ianao angamba?....D'accord aza amin'ilay machine mandray café poudre ka, satria marina ny teninao fa lafo marina ny capsules any Dago, ary mety tsy misy mihitsy aza angamba ny hahiako.... MIsaotra ihany koa amin'reo toerana voalazanao hahitana azy, fa ho atoroko avy hatrany an'ilay bandy namako sur place hividy ireo cadeaux rehetra ireo. Mety tonga aza dia ao amin'izany magasin izany daholo anie, no hahitana ny ankabeazan'ny ho vidiana voaresaka eto eh.
LIANA<<<<< ha ha ha! Mbola tsy hitan'là marina angamba izany tsy mahita mofogasy, tsy mahita ramanonaka, tsy mahita anana, tsy mahita composé sns sns izany ka hanalan'là za an ha ha ha!!!. Zao aho izao raha mbo misy manolotra cadeau mofogasy sy mokary iray harona dia asa angamba izay mety ho hafaliako!!! Mankasitraka eh, milay nareo.
Cynthiaa<<<<< Misaotra betsaka amin'ilay idée anao, fa azo raisina tsara mihitsiny lay proposition ka! Ao tsara mihitsy zany fer à vapeur izany...... Ny mampanahy ahy fotsiny dia asa raha tena zakan'ilay budget araka ny nolazainao ilay fera, satria lafolafo ihany ny fer à vapeur mantsy an....... Mankasitraka ô!
Loulou<<<<< Misaotra anao amin'ny torohevitra. Tsy maninona mihitsy na kojakojan-dakozia aza rehefa neutre ka hi hi hi!! Tsy haiko fotsiny oe mety mahatakatra machine à café ve any Dago io budget voalazako io. A capsules ve zany machine café resahanao eto izany, sa machine otran'ny ahoana kay? Toy izany ihany koa hoe mety hahatakatra Mixer lazainao io koa ve ilay budget? Raha Oui mantsy, dia efa mandry aloha ny 2 cadeaux différents koa aloha izay. Mankasitraka tompoko!
Lakouziah & Erica <<<<< Misaotra anareo roa vavy (je suppose) amini'ilay plan-nareo grille-pain + tasses et autres, fa mety daholo izay hevitra mivoaka rehetra eto hoy aho rehefa cadeau neutre sy ao anatin'ilay fourchette de prix. Mankasitraka! Milay nareo ozy lay vazaha iray izay.
anonyme du 15:06 , et Malalasoa <<<<< Misaotra anareo tamin'ny propositions-nareo fa raisiko antsoratra daholo izay idées mivoaka sy ny mbola hivoaka rehetra eto.Tena tsy évident ilay izy ry zareo an. Aie aie aie!!!..... Ny hanampiko kely ny paramètres, izay tsy voalazako teo aloha fotsiny angamba dia ny hoe, tokony hanodidina ny 100.000 à 120.000 Ar eoeo ny valeur (na plutôt contre-valeur) n'ny cadeau anankiray. A vos claviers svp Merci!!!
Felantsoa > Tena miaiky aho amin'ilay talentanao marina mafy. Bravo be, fa na ilay tantara originale aza mety mbola tsy mampientanentana otriizany.
Tompon'ny sujet< Lehilahy aho no miresaka aminao, fa dia aza dia manantena be loatra momba ny fiarahana otr'izany fa very ianao sinon.
Hino ahy ve ianao ry madama efa manambady tompon'ny sujet, raha hiteny aminao aho hoe, tsy mbola nikoty sipa hatramin'izay nihainako aho, kanefa mambabo sipa tsy tambo isaina? Tsy haiko izay antony fa na izaho aza variana. Tsy hitady phrases tsara firafitra aminao eto aho, satria matahotra aho ny hambabo anao, ka hanabe ny isa efa tsy tambo isaina voalazako io ambony io, fa te hiteny aminao fotsiny aho, fa ho very ianao raha soratra no hampiadinao eto satria nampianarina ho Rainilahatra ny malagasy.
Trandraka
Marevah <<<< Oui, tena efa ela marina satria tsy misy olona intsony ilay forum kno.... Asa loatra izay napipingapinga an'lerony hanova ity forum ity ho catastrophique otran'ity.......Fa tsy maninona izany fa ho velomintsika moramora eto izy eh. Ho avy ny invitation VM fa aza matahotra ka!!!