image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

ranja

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
83
Topics:
8

Olona avy any Ambatolampy n'Antsirabe ny ahy no tiako mba hitondra an'ity Firenenako kanto ity, satria nahoana hoy ianao?, izy ireo mahay mitady vola anatiny, donc tsy maintsy mandroso sy maha-velona ny tenany amin'izay ireo sahirana sy manao sakafo tapa-kibo yeah

Nanao mission tany Antalaha ny tenanay dia 1.000 Ariary ny course.

Nomeko 200 Ariary dimy ilay mpitondra dia sosotra hoe mba ataovy tokana hono @ manaraka fa tsy tia ireny izy, sady ny mpivarotra miavonavona raha vao vola toy ireny.

Da zendana ny tegna !!!

Bjr dol o, za ry reto mba mila fanampiana fa nandavaka lava_drano in-2 izahay de tsy mety mahazo rano fa vato be no ao ka sao mba misy manana contact anle olona mahay an'izy ireny. Le olona oe mijery ny tany hono izy de hitany oe etsy no misy rano. Merci bcp

Izaho dia lehilahy ary ireto no mahazo ahy :

  • raha vao misy fiteny na fihetsika kely tsy araka ny saiko dia tonga aho dia tezitira be amin'ny vadiko ary indraindray aza toa lasa romotra be mitsy.
  • rehefa miantso azy aho ka za mba mi charme miantso azy nefa izy mamaly sec be genre "ahoana" na oe "f'ahoana" dia tezitra be indray aho ary lasa romotra be mitsy dia avy hatrany dia tapahiko ny tél.

Ny zavatra tsapako dia otran oe tsy dia attentionné amiko intsony ny vadiko amin'ny fomba fiteny sy firesaka satria hafa mitsy ny firesany amiko sy amin'ny havany na ny namany ! inona no azoko atao mba tsy hijereko sy handinihako an'izay fomba firesany amiko izay intsony ka tsy hanaovako comparaison amin'ny olona hafa mifanersara aminy fa tsapako otran hoe hanimba ahy ilay izy ? misaotra ho an'izay manome hevitra !

Bedin'ny polisy v ra manao casque moto refa mtondra fiara?

AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY LALANA IRETO?

Fanetriben'ny firenena mitovy @ireo heloka hafa toy ny fanodinkondinana volam-bahoaka tompoko ny fitaomana olona hisotro zava-pisotro misy alikaola @ fomba mivantana na ankolaka toy ny doka varotra eny @ arabe ireny!

Tena betsaka izy ireo izao, dia ho potika ny taranaka raha izao no mitohy. Tadidiko tsara taona vitsy lasa izay fa tena tsy azo atao mihitsy ny manao pub mikasika ireny!

Nareo ve manana code couleur ho an'ny décoration an'ny tranonareo? Ohatra hoe gris et blanc ao @salon na bleu et jaune any @efitra fatoriana? Ny rideau, lamba latabatra, rindrina, lambam-pandriana, ...

Mba lazao hoe aiza avy ny dojo eto Antananarivo hitanareo sy fantatrareo!