image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 83

Olona avy any Ambatolampy n'Antsirabe ny ahy no tiako mba hitondra an'ity Firenenako kanto ity, satria nahoana hoy ianao?, izy ireo mahay mitady vola anatiny, donc tsy maintsy mandroso sy maha-velona ny tenany amin'izay ireo sahirana sy manao sakafo tapa-kibo yeah


Ny tokony atao aloha dia apetraka ny Fédéralisme, dia ho hita eo hoe iza no Gouverneur mahay mitantana ny Faritra iadidiany.

Dia ho hita eo hoe mahay mitondra ve ny Gouverneur n'ny Faritra Ambatolampy ?


Tena diso hevitra ianao.

Tsy fizarazaràna velively ny dikan'ny hoe Fédéralisme.

Fa fanesorana ny Fahefàna mivangongo amin'olon-tokana.

Fa ianao angamba vokin'ny lavage de cerveau ataon'ireo mpanao politika.

Ireny Firenena mandroso ireny dia mampiasa ny Fédéralisme ho Fitondràm-panjakana : USA, Allemagne, Brésil. Suisse, Belgique :

Famaritana amin'ny ankapbeny ny antsoina hoe : Fédéralisme.

  • Système politique dans lequel un État fédéral partage les compétences constitutionnelles avec les États membres, souverains dans leurs propres domaines de compétence

  • Le Fédéralisme est un mode d'organisation dans laquelle chacun des membres dispose d'une large autonomie et délègue certains de ses pouvoirs à un organisme central, dit fédéral. Les membres participent collectivement et non individuellement aux décisions. Le fédéralisme s'applique aussi bien à des Etats qu'à des groupements ou associations (ex : syndicats, partis politiques, mutuelles...).

  • Dans le cas d'un Etat, les compétences législatives, juridiques et administratives sont partagées entre un gouvernement fédéral et des gouvernements de collectivités ou d'Etats fédérés. Exemple : Etats-Unis d'Amérique, République Fédérale d'Allemagne, Confédération Helvétique, Fédération de Russie, Belgique, Inde...


Na dia tena betsaka manampahaizana aza eto Mcar dia olona tsy mbola mahazaka federalisme na oviana na oviana akory ny malagasy ka aza ampiana trotraka indray ny fahavoazana tsy roa amantany iainan ny vahoaka. Modifié


MARIN'IZANY !!! ny Etat Unitaire mahatonga ny Mpitondra ho tia tena indraindray, tia seza, tia vola , satria mivangongo azy samirery ny fahefana. Ary amin'izany koa misy fampiasana ilay hoe "quota" isa paritra. Tena tsy mandeha amin'ny laoniny ny zavdrehetra.

TSY ALEO AMIN4IZAY VE NY SYSTEME FEDERALISME E??? io rafitra io no mampety ny samy mampandrosoana ny taniny ny tsirairay mifanadrify azy, ary mba ho masina ny fifaninanana amin'izany

Fiantsarambelatsihy fotsiny ny hoe Etat Unitaire é , Etat aUnitaire hono hoe , kanefa miady antrano isika malagasy, tsy misy firaisankina akory


ô ry zareo ôôôô!!!!

Tena mamaky ilay sujet aho dia variana

Mbola betsaka olo-mahay eto Dago

izay moa ilay izy.

ka izao:

Jereo tsirairay ny diplaoma ananan'ireo ao amin'ny fitondrana ireo, fa tena tokony fanaperana i Gasikara. Ilay lohany moa raha mpanao haiady dia antsoina hoe : sensei
Fa eto resaka kajy ara-bola (iza moa izay?)

Aiza anefa isika izao?

Efa voaporofo izao fa tsy mahatafa firenena ny manam-pahaizana fantatra eto amin'ny tanàna . Satria efa fantatra daholo ilay hoe fantatra (izay tokoa ny dikan'ny hoe fantatra)
Anjarantsika sisa no mamerina ny toetsaintsika amin'ny tena maha-izy antsika fa raha tsy izany dia mifananmbaka amin'ny ratsy eto daholo sisa isika mianakavy.


ka eo mihitsy ilay olana.

Tena ilaina ilay manam-pahaizana araka ny voalaza.

Olona manam-pahaizana daholo anie ireo eee! jereo ny CV an'ireo

Fa ny fanontaniana mila valian'ny rehetra dia hoe : Iza no mahatafavoaka ity firenena ity?

Raha ny hiteko eto aloha dia tsy ireo amin'ny fitondrana amin'izao ora anoratako eto izao mihitsy noho ny antony tsotra: Efa voaporofo ny zava-bitany.


Ny tena olana eto amin-tsika,

Dia ny tsy fisian'ny aro fanina .

Izany hoe ny tsy fisian'ny organe de contrôle et de surveillance.

Izay mitsara ireo tompon'andraikitra jusqu'à Filoham-pirenena.

Ny Filoha izay milatsaka dia tokony manolotra Contrat-programme amin'ny Vahoaka Malagasy, izay mifandraika amin'ny Propagande naeliny mandritra ny fanelezan-kevitra nataony.

Raha vao tsy mahantanteraka dia azo gadraina na ahongana, amin'ny alalan'io organe de Contrôle io .

Izay no mahatonga andry zalahy ireo manao izay danin'ny kibony, satria tsy misy ny rafitra mpanara-maso sady mpitsara no mpanafay.


ny mpanohitra no arofanina amin'ny fitantanana firenena.

Kanefa ny mpanohitra tsy manana arofanina, fa ataon-dry zalah fanina indray, dia ireo fanina ireo. Mitanisa sisa hoe : tokony hatsangana izao, tokony atao iroa.

Fa fanina foana eeee , tsy misy arofanina.

ilay fitondrana amin'izao fotoana efa tonga lafatra. Afaka manao izay tiany atao, ka ataony inona arofanina?

Fanina eo ise


Tsy aro fanina mihitsy ny mpanohitra.

Ny Médias no mbola hita kokoa ny asany.

Ny Aro fanina tiana lazaina dia Institution mahaleo tena mitsy,

tsy manao afa-tsy ny manao fampitahàna ny zava-bitan'ny Fitondràna amin'ny Fampanantenana nataony.

Rehefa tsy mahavita tonga dia esorina avy hatrany,

Tsy mandalo HCC intsony.

Toy ny hoe :

-* Délestage 3 mois

Dia rehefa tsy tanteraka izany dia avy hatrany dia tsofina teo ny Mpitondra. Tsy misy hatak'andro.