ErikaRehefa fotoana hisian'ny atody dia bikina rehefa ******* na nahazo fafiny na tsy nahazo ,na vady, na sipa ,na mpanolana dia mipetraka izy io.Kay mbola misy dondrona noho izaho kle .
fanga mila mahazo fihany vao bevoka ry Erika a, enao koa tsssssrefa mifampipetaka fotsiny ny spz sy ouvule d'efa ZAZA zay.
nga misy manombana ireny!!!
Izaho tsy manaiky raha tsy ampiarina ny vérité des prix @resaka io. Ny mpanjifa no andrianina ka aoka ny mpanolotra mba tsy haka tombony be loatra fa ny tena vidin'entana miaraka @ tombony ara-drariny no angatahana @ mpanjifa.
Tsisy tsy mandoha vola izany nama fa resaka fotsiny no betsaka a ! Tsy maintsy mamoaka vola na tsy mankany am-paosiny aza.Na ny crédit iantsoana ilay sipa, na ny bex, na ny gouter, na brochette, na ny chambre, ny carburant, sns. Betsaka ny bandy milaza fa tsy mandoa vola am sipa nefa ny karama tsy feno foana tonga any antrano.
tsika ts mando vola zany refa maka tsin a
Ampitovy prix aona mo, sipa sami afa daol ireny ka itovy ve prix any
Efa ts voaisa intsony ny ahy raha izay notsiriritina izay no voapetaka, ny 1 lasa vadikoMpiara miasa matetika no tena matetipitranga: efa 6 zay tao anatin 7 taona (4 Celibat, 1 mariée, 1 alavitra vady)sôlafa :1Mpiaramianatra: 3face book:5Mpitazona bara: 1 (tiko be io)
Foafoa masina masina lolo angaroa ,angano angano arira arira ,vita tompoko o
<applau tena tsara dia tsara ilay angano ramosé a <applau , tohizo ihany eh! <applau