image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

non identifié

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
11916
Topics:
3636

Tena misy io ka. Fa milay eh. Afa-po tanteraka. Misy agence eto Dago fa tsy officiel fa any amin Web any mitady.

Misy agence avo lenta be eto Antananarivo eto ,fa tsy azoko lazaina eto ny anarany ,fa ny démarche nataoko dia nandalo amin'na hotely goavana sy malaza be aho ,dia ry zareo no nanome ny coordonnée .Mbola averiko ihany ,fa vola be no miodina ao ka raha manify ny poketra dia manajŕ tena .Saika hadinoko ,fa le sipa lazaiko io dia tsy mandray vola ,fa tonga dia virement na paiement par carte any amin'ny agence .Tamin'izahako nanao taminy ary dia tany amin'ny hotel luxe be ,fa tsy miditra irony gamogamo irony izy ,tena nitsangana ny volon dohako tamin'ny facturen ny chambre sy boissons ary sakafo .

sady aloa amin'ny ariary ny any e no azo iadiana varotra, sambatra lisany

ka le sujet ne le eto an tanana e efa misy agence ve eto sa hoe contact perso na sipa. de eo amin ny hoatrinona eo en moyenne aiza no ahitana azy mba tatarao ho an zay efa nahita

Euro sy Dollar no miasa.Ary tarif international no miasa.

Ny niandohan'io escorte girl io dia misy lhl hommes d'affaires, manam-pahefana vahiny... mila tovovavy tsara tarehy, mahay miakanjo, manana conversation ...(misy classe mihitsy ę) ho entina aseho rehefa misy réception na repas d'affaires... tena "escorte" mihitsy ę! Ary Agence no mikarakara azy ireny.Arakaraky ny Agence no mitohy any am-pandriana na tsia. Io arakaraky ny bonus omena ilay escorte girl. Fa tena avo dia avo tokoa ny "hofany". Indraindray izy présenter-na hoe "collaboratrice"Ankehitriny efa misy ny vhv manana toerana ao @ fiaraha-monina kanefa célibataires na divorcées. Misy fotoana izy tsy te-handeha irery (spectacles, bal d'affaires...), dia manofa escorte boy izy; efa misy Agence mikarakara izany!Rehefa misy moa évčnements (festival, sommets...) tena miasa mihitsy ny agence escort girl (ou boy). Manana karazana album izy avec photos et descriptifs, dia Mandefa olona izy arakaraky ny ilain'ilay client. Efa lasa prostitution de luxe tokoa ilay izy!

Tena resaka marina io any Patabe io a...any andafy ary tena misy hoe 1ere,2eme,3eme choix...le 1er choix ohatra le ho ana olona VIP,PDG entreprise ireny, 1500euros ŕ 2000 euros par jour, raffinée,na bika na fomba fiakanjo na fomba firesaka, mahay au minimum 3 langues couramment, manao ny fantasme rehetra @resaka sex, mi accompagne @diner d'affaires, *****tivé...otrany hoe karazana "Miss" ireny mitsy...Fa nisy reportage izay narahako fa tena busness be io ESCORT io any andafy ary LEGAL nefa ny PROSTITION illegale...Rehefa @"FESTIVAL DE CANNE" ireny no tena BONUS satria ry LEONARDO DI CAPRIO sny ak***** vonona handoa 50 000 euros par jour @agence mitsy...

Ny hatao hoe varatra dia fomba fiteny ,izany hoe mahery noho ny mahery ,manja noho ny manja ,ary kratraka noho ny katraka ,izay no tiana hambara fa tsy varatra amin'ny eritreretan 'ialahy azy .Ary anisan mbola sambatra ialahy manana rafotsy toy izany ,fa ny ankamaroany dia efa mivaona daholo .

SongombyTena marina no lazaiko amin'ialahy ,fa varatra be le sipa ,ary na inona fananako sy fikako na dia Patabe ary aho dia tsy hahazaka an'izany sipa izany leity a ,ary izy tsy mba mandeha eny an arabe hitan'rehetra ,fa sur rdv ny azy dia fiara katraka be ireny no mitondra azy .Izaho hoa tsy nino tamin'ny voalohany hoe gasy kala ,fa manao endrika metisy izany ,fa hitako ny traceny dia mba nangataka aho e .

touju:misy d misy tokoa ka fa anaty "divers" ny facture fa tsy hoe naka escort akory