Za ange sady zaza tsy ampy taona no tsy mahay mamaky teny eh. Haiko ny manoratra fa tsy haiko ny soratanareo
Erika > ndao oe andramana !!
SLT!SAD LE OLONA MANONTANY ANGAMBA TSY MBA NIANATRA KO; EFA MISY VALINY MAZAVA B IREO
manahirana ihany rehefa miresaka @ zaza tsy ampy taona
Voalaza teo : "...Fa maninona kay no bevohoka ny tovovavy iray rehefa avy no-violé-nŕ bandy????, sa nahazo fihiny ihany ve izy tao anatin'ilay action ka tonga ny azy???..."Matoa bevohoka ny vehivavy iray natao ankeriny dia satria tamin´ny fotoana nahalonaka azy no nanaovana ilay ankeriny....Fa raha tamin´ny fotoana tsy mahalonaka azy no natao ankeriny izy dia tsy ho bevohoka velively.Tsy misy hidiran´ny resaka fihiny mihitsy eto, tsy misy resaka hoe " tonga ny azy" koa .Na nahazo fihiny izy na tsy nahazo, na tonga ny azy na tsy tonga, rehefa fotoana tsy mahalonaka azy no nanaovana izany ankeriny izany dia tsy ho bevohoka izy.Fanamarihana: sarotsarotra ihany izany hoe vehivavy natao ankeriny izany dia nahazo tsirony avy eo.Toa tsy azonao sary an-tsaina tsara angamba ny zavamiseho !!!
Tena manan-danja amiko ny valinteninareo fa kosa ianareo mananiany be loatra fa tsy misy matotra
Erika Mandehana manatona gynecologue dia hahazo valiny mazava ianao ,fa toa tsy hasianao vidiny akory ny mba kely fantatray .Ny hafatro fotsiny dia raha gyneco lhl no hatononao dia aza mikiloty intsony satria théorie sy pratique ny azy ,fa raha vhv dia ny vola hataovy misimisy fa ny toa hanao izao no tena volosany .
io efa nosoratako eo ambony io e. taitra izy d déclancher t@izay ny ovulation-any dia izay no antony
Tsy misy mahavaly ny fanontaniko mihitsy ianareo na dia iray aza
Nazavain'izay gynéco ahy izay hoe ny fahatairana koa dia mampi déclancher ny ovulation . izay no antony hoe rehefa misy zavatra miova @ andavanandrompiainana dia indray˛ im-betsaka tonga ny rčgle anatin'ny volana iray (2 ou 3 fois) : fahatairana be, alahelo na hafaliana tafahoatra