image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

non identifié

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
11916
Topics:
3636

Saika ts hitako ze navaly f izy ndray no nanatsafa: beau goss b mits lets elŕ zan cheri ! hoy izy ! kanef zah aza rhf mjer fitaratr n hoditr aza to efa feno ketrona.

Za zao 59 fa tsy fantatra hoe izany kosa aloha d miaraka @ 21ans - tsy mampaninn azy ilay taona -

Efa misy saosy ianao na 50ans mbola mahazaka 20ans,tsy hoe sola dia tsy mahita

samboKa efa sujet hafa indray ny momba an'iny. Na izany na tsy izany samy hafa mihitsy ny fahitany sipa afrikana ny bandy gasy (mignon hoy ny sipa ivoariana) amin-dry mamadou, dia izay no ahafahany bandy gasy manao jo le rapide.

Tny @ sambo ity film ity, niasa tany Cote d'Ivoire nanondana bois pour lEurope. Ny sambo mijaona elaela ary misy mamadou bdb miasa manondrana ny hazo, ary misy @ ireo mitondra vady. fa tena lasa adala mihitsy ohan'ny gasy kely ry bedivo an, vao mivadika miasa ny afrikana dia tsaingohan'ny gasy ny entana ary tena hoe revy fa tsy vola satria zareo manana noho isika @ resaka vola.@ zany mila ho tratran'ny tompom-bady ihitsy @ io fa tsy miala mihitsy ireo sipa an, ny sasany mitsikilo sao misy miverina aty @ cabine ny mamadou, ny sasany mi-pompy tsy ankijanona.Izay no ilazako fa tsy ilay ngeza sy lava ihany no inona fa ny hakingana sy ny feeling koa

Ary ny bandy gasy le avy any am sud reny manakory e?

Taman > afaka mifanoa fotoana tsika rah mbola te hiverina @zani enao

zaho efa niaraka fa gasy an,fa mila tsy ahay mandeha rehefa maraina ny andro,fa matsiro b manao aminy refa atao soft sady lery matazona 2heures eo.nisaraka moa zay fa za mbola te anao aminy foana

za alo ts mbola niaraka tam africain f ny premiere amour ko tena ngeza sad lava f tena afa po za. avy eo zay nsaraka f ze bandy niaraka tamiko taty aoriana kely daholo n azy f tena misy difference ary tena ela b vo mi s'adapte am le bandy za f bon! raha manao choix aloa d aleo ngeza e! in vo mitsofoka fotsiny d efa henonao mlay.

expérience kely hita ity ,za zoa somary mainty hiditra fa tena gasy pur-sans za, fa ra ny halavany manan'za fa ny hangezany no eo eo iany ,farafahakeliny in'efatra zay nisy sipa nanao tamiko dia nilaza fa lava izy zany de misy iray zay any vao mahita an hono izy de te hanao avy hatrany . fa ho anereo vehivavy inona no tena tsara ny engezany sa...?