Olou mazovo aby no ato ka, tsy misy hantenaina aminareo mihitsy fa tsy misy mahay na inona na inona ato
Erika...zaza tsy ampy taona!!!OUSTE!!ale mivoka...aolan bandy ato enao
nian'i Erika no tena fanontanian-jaza maroroka ka aiza moa no tsy ho valin-tenin-jaza maroroka no azonao ? Fanontaniana tsy tokony ipetraka anie io ary ny tena remarquen-jaza maroroka dia ilay hoe "sa nahazo fafiny ihany no nahatonga an'izany" ? Sérieux !!!!!!!!! Dia ny olona miteny anao indray no lazainao vendrana !
Erika ,Ohatran'ny heverinao fa mananihany ny sasany ,nefa efa nisy valiny approximative .Raisina izany ianao hoe ohatran'ny olona nahita fianarana .- Ny vehivavy tsy bevohoka na violée na aza raha tsy tonga ny fotoana "période d'ovulation " hoy ny vazaha . Raha mbola tsuy tonga ménopause ny ny vehivavy depuis ses premičres rčgles tous les mois ,dia ny 14 čme jour no misy ovulation .-Ka raha amin'io fotoana io na la veille ohatra no violée izy dia mazava fa mety bevohoka .Ny spermatozoides koa ny an'ny lehilahy ,48 heures ŕ 72 heures ny durée de vie any . Disons izany ny rapport sexuel entre le 12 čme jours jusqu'au 14 čme ou 15 čme jour misy risque maha bevohoka .Ny fanisana ny jour ,dia rehefa manomboka ny rčgles ,manomboka misy rŕ ny *******otte (1er jour ) .Isam-bolana izany misy période d'ovulation foana ,anankiray no avoakan'ny ovaire .Arakaraky ny vhv koa io ,fa ny isan'ny ovules eo @ 500 eo maximum .Ataovy ny compte fa raha manomboka 12 ans ny vhv no misy rčgles voalohany .Entre 45 ŕ 52 ans maximum ,no tonga ménopause .misy aza 40 ans dia efa ménopause satria kely ny isan'ny ovules .Mazava ?????Resaka mifanandrify @ période d'ovulation ilay viol ,dia tonga dia bevohoka .Matetika koa rehefa période d'ovulation ny vhv dia te hanao RS be ,ka mety voasarik'izay koa ilay violeur satria lay geste sy fombafomba miova sady hafa mihitsy . Jereo fa eo @ rubrique santé ,matetika aho no mi participé ,dia manampy koa @ resaka fahasalamana .
Valin-teninŕ sain-jaza maroroka daholo no hitako hatreto aloha
misy cycle tsy maintsy arahiny ny atody vao matoy afaka fécondé-ny siperima, noho izany tsy mitombina ny hoe atody tsy mbola matoy dia tratran'ny fahatairana dia mitosaka ho azy dia lasa fecondable tampoka eo !tsarovy fa ao anaty 8 ka h@ 10 andro ny vhv dia mety ho bevohoka satria afaka miaina ao anaty 72 mihoatra ny sperima ka raha vao tonga ny atody dia bevohoka ilay vhv na dia tsy 14čme jour aza
Andray izany vavan'ikalakely ity ,handraso fotsiny ,fa raha azoko ao anelakelantrano ao i tena indray hariva iny ,dia ho hita izay afa panadinana sy ny tsy ho afaka .Tsy mahalala angaha ity ,tsy ampafirin'ny kisoa nandrasan itena ka hianatra hidingina rambo am piakarana .
Tsy hijery google aho fa mila ny valiny fotsiny avy aminareo dia izay, sarotra be ve izany sa ianareo no mbola manao sain-jaza maroroka??
Tamin'ny mbola nianatra dia niteny ny mpampianatra ("science")iray izay fa raha tratran'ny fanolanana ny vehivavy iray dia matetika mitondra vohoka. Ny antony dia ny fahatairana,tahotra,..... ka mahatonga ny "Ovulation" aloha laotra(izay tokony mbola tsy ho fotoanany).Efa voalaza etsy ambony ireo.Izay no valiny afaka omena anao.Afaka mijery eo @ google ihany koa ianao raha toa tsy afa-po.
Ny tsy azoko ato dia raha mba misy resaka atao dia mifanambany foana, matoa misy ny fanontaniana dia tokony misy ny valiny, raha fanadinana no natao dia tsy misy afaka ianareo mianakavy, hors sujet daholo satria tokony tsy ampiana ilay valiny toin'ny hoe nianatra na tsy nianatra, na hoe zaza kely sns...Dondrona daholo