image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

non identifié

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
11916
Topics:
3636

Betsaka NY pelaka zao le ! Mila mitandrinna

za bandy ,tany dégô , namonjy fety de dôzy be .efa alindalina tam zay de ouzy le bandy akama anankiray oe ndao letsy hatory any aminah fa any akaiky. le olona namonjena fety moa tsy dia havana akaiky ka tsy hita ze hilafihana. raikitra ary fa hatory any am lery.nony natory kelikely dia toa nanofy aho fa misy minono, nankafy be nefa taitra sy tonga saina avy eo fa le bandy akama hany kay ny minono ny ahy eo. nanontany aho oe in lety ty fikan lah ty ah§ dia hoy izy tsy taitra: calme elah fa revy mande io!!teo dia notohizany ny revy ary izaho nankafy; fa tena nopetahako tao lery oa!! navita maromaro mintsy vao maraina nandia efa valaka kely tam le fety aza. nangataka ko moa lery oe ndao ifamadika hono, za ndray zany no petafan-lery, tena tsy poince oa fa tairo elah hany no velesiko ato.ny ampitso dia mbola niantso ana ndray lery fa ts poince tsony oa. Soa hany fa afaka 1 semaine dia nody rah tsy zany mety niinssiste teo hany ny anao lahy.Any elah zay ry goaka VVV

Za vehivavy. Niaraka nanao mission izaho s'y ilay collčgue de niaraka natory tao @ chambre hotelly fa tsy nahita afatsizay ihany. Réda alinéa de samy matory de l'ASA nifamihina ho azy tao de l'ASA nifanafosafo fa tsy nalefa lavitra satria samy tomgatonga sauna. NY maraina ohatrn,muy samy mody fanina de samy niezaka NY tsy niaraka harory intsony

de misi doudou mintsi anie le olona, sa de efa tena ratsi tsisi ilaivana azi, sa vao nahita fori

Ka le > mitsy no tsy poins ko.Jereo misy page FB hoe kely maditra dia ao mangataka contact fa ireo no mety ho possible zao.

Marina ny anao ry Fanazavana, tsy critčre any izareo izahay.Saingy, diso ve aho raha mba mangataka ary mba hanandrana hiresaka aminy izareo satria mba misy budget natokana ho any izany? Afaka tsy manaiky izareo, afaka manaiky koa.Tsy possible ilay tsin ny Tsaralalŕna fa lazainy lery fa nanodina vola aho raha izay. Sady tsy mety e, mba ho revy hafa.NY enterrement de vie de garçon dia "secret" ka tokony mety aminy izareo ihany.

Tsy izy letsy izany enterrement vie de garçon izany a, ndana mizaha eny Tsaralalŕna. Tsy tafiditra réseau zany satria mampatahotra azy lisany mbola zaza saina tsy manambady sao hanala baraka. Olona efa matotra sy rangahy be haut responsable ireny ihany no ataondry zareo.

Eo moa mba omeo contact ny agence fa mety mahasoa anay. Manao enterrement de vie de garçon-ko ny cousin-ko avy any finda ka nangataka ahy mba hikarakara any izay. Budget be noho havoaka aminy io, lery noho miantoka ny rehetra. Mila tsin 4 na 5 eo izahay fa atao revy adala be.Agence aiza? Iza? contact?...raha tsy agence dia aiza noho manantona? Ilay sipa masseuse ireny tsy izy ireny

ka normal raha misy zany fa tsy zao fatifatim-behivavy zao kosa no ndeha hiaraka @ olona manankaja sy directeur rhetra ty, ary misy koa ny vhv tsy hiaraka @ zao fatifatin-dehilahy kely karama rehetra izao!Patabe< raha te ho en réseaux (escort) patabe ve afaka manome contact<lol

Chauffeur Guide no asakoRattachée @ agence aho ary mahay langue 3 karazana fa tena misy io escort girl io ary tena mandray vola @ tonne hoe fitenenana, ary tsy fatifatim-behivavy fa tena vehivavy *******tivé, tout terrain, sady madame raffinée no pétasse jusqu'au bout des ongles, misy critčre be dia be fenoiny ary arakarak'ilay olona mampiasa azy, bouche ŕ oreille no tena miasa, rehefa tafiditra ao anatin'ilay réseau dia tena mihta tsara mihitsy