image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

non identifié

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
11916
Topics:
3636

Salama daholomba mila fanampiana fa fanina e, rehefa mikasika eo am 80km/h eo dia maneno sy mirehitra ny temoin huil, rehefa miakatra 90 dia afaka lay maneno fa mirehitra fotsiny, ny niveau anefa norm tsara, inona no mety mahatonga anzanymerci e

Aiza no atelier mampiasa tour sy fraise azo antoka eto tana ? Olona tsy de mahay mecanique generale ny tena ka mba atelier mahay miaino sy mitandrina asa sao hanimba zavatra eo ilay atelier.

inona no assurance mora indrindra eto madagascar ka ts NENY amin tenigasy fotsiny ?ra misy afaka manoha ara-kevitra vao maika tsaraMerci

Ity resaka ity mazava hoazy fa tsy misy farany hotran'ny religion, sa politique ihany misy fanatique mihintsy ary samy manana ny argument any ka mba lazalazao eto ny argument anao raha toa ka tsy miresaka mihintsy raha tsy diesel ary ny argument anao raha tsy miresaka mihintsy raha tsy essence.Mazava hoazy ny resaka eto vaika fianakam's particulier fa tsy ilay hoe miasa hitadiavana vola ireny.Argument objectif:_ _ _ _ _ _ _ _ _ _Normalement ny argument tena objectif conseillén'ny constructeur automobile dia hoe raha mihoatran'ny 20.000 km par an enao dia aleo diesel fa raha latsak'izay dia aleo essence. Raha mandeha amin'ny ville fotsiny koa ny tena ampiasainao fiara fa kely fotsiny no mandeha route nationale dia aleo essence. Mazava hoazy raha utilitaire dia aleo foana diesel, fa averiko hoe resaka voiture hoan'ny fianakam's no resaka eto.Argument efa henoko avy amin'ny pro essence (contre diesel)- Ny diesel lafo ny maintenancen'ny, lafo ny pičce, nefa matetika misy panne nohon'ny essence- Indrindra moa fa ireto diesel génération farany: CDI, HDi, TDI, CRDI, JTD, ...- Mora valaka ny carrosserie ana Diesel, amin'ilay mavesatra ny moteur no be vibration, - Be bruit, maimbo rehefa antitrantitra- Ny essence souple kokoa rehefa anaovana conduite sportive, dangereux ny diesel raha amin'ny lalŕna eto.- Raha itaiza ela, dia mora kokoa ny essence nohon'ny diesel, ny parc automobile eto anefa efa antitra dia ny diesel antitra manahirana be.- sns.Argument pro Diesel:- Ny tena argument an'ny pro-Diesel dia matetika ny vidin'ny carburant sy consommationNanao Toamasina izahay Golf IV niaraka fianakam's, charge mitovy, vitesse nifanaraka foana, ny iray Essence ny Iray Diesel tsotra, nanao plein niaraka teo Mahazo, tonga teny amin'ny Shell hihiditra Tomasina niaraka namerina plein nanao comparaison. Ilay Essence nampiana 90.000 Ar, ilay Diesel 60.000 Ar latsaka kely aza. Izany hoe misy difference 30.000 Ar be izao allé retour izany efa 60.000 Ar afaka miverina Toamasina indray ilay Diesel. Nefa ilay essence aza 1.6 dia ilay diesel 1.8Inona no argument nareo?

Salama tompoko!te-hamelona ny maha 4x4 ilay fiara r21 nevada 4x4, aiza no mba mety ahitana na koa mahay manao adaptation raha tsy misy; arbre de transmission avy eo @ boite makany @ pont arričre, marihina fa tsy quadra fa 4x4 enclencheable misy blocage differentiel ilay izy, ny quadra mantsy 4 roues motrices permanents fa ity iray ity dia misy commande manokana toy ny rehetra, 4x2 - 4x4 - bloc diff, merci ho an'izay mamaly

Salama daholo,mba saika anontany kay hoe azafady hoe: aiza no mety misy mivarotra anti-vol fiara sy mametaka, dia mety hoatrinona ny vidiny sy mametaka azy , hoan zay efa nanao .Misaotra betsaka

Miarahaba ry namana.Sao mba misy manana hevitra anasorana ny anti-demarage ranga fa tena mampitapy mintsy izy ty.Renault Kangoo 1.9Dti 2000 ilay fiara.Esorina tsy asina anti démarrage tsony.Efa nanao recherche kely iany fa tsy nahita ny fanesorana azy tsy hisy tsony.Misaotra mialoha honan'izay mamaly.

Saika anontany: mba manao ahoana ny hamafin"ireny amortisseur KYB ireny izay mba efa nampiasa

salama daholo.Mba saika anontany izaho hoe , maty daolo ny amortisseur na avant na arričre nefa tsy mahavosolo izaho ra tsy ny avant na ny arričre iany.Iza kay no tena mila soloina zany, ny avant ve sa ny arričre.Misaotra betsaka.

Miarahaba an'izay eto,Ny tena moa mbola manify ny ao anaty poche fa vao manaomboka mihary mihintsy dia miheritreritra fiara somary mba économique amin'ny consommation de carburant nefa tsy mandany vola be amin'ny maintenance koa dia mba manontany amin'ireo manana traik'efa hoe:10 Million d'Ar ny budget izay tsy dia betsaka loatra mazava hoazy dia misy option roa ireto dia raha enao no eo amin'ny toerako mba omeo argument hoe iza no tsara kokoa:Voalohany:Mividy fiara somary récente eo amin'ny 9 ŕ 10 Mar eo amin'ny nivoaka manodidina année 2000 teo.ohatra Peugeot 206, Golf III mbola tsara raha 10 Mar izany, Golf IV efa tsy dia tsara na ilay trois porte ireny misy 10 Mar, VW Polo III, Clio II, ...Raha ity safidy voalohany ity dia tonga dia lany ilay vola, afatsy hoe ohatra angamba hoe Golf III mahita 8 Mar eo dia misy ambiny kely.Faharoa:Mividy fiara somary tranaininainy année 95 eo tsy mihoatran'ny 6 Mar eo dia misy ambiny ny vola anaovana restaurena sy personnalisena milay be? ity faharoa izay heritreretiko hoe raha vita tsara dia mety mora pičce rehefa misy maintenance nohon'ireo voalohany.Ohatra Golf II, ¨Polo II, Peugeot 205, Clio 1, Super 5 mbola tsara, ...Voalohany sa Faharoa no mety?