Mba mangataka lien am net ahafahana mi-telecharge anireo fa somary lavitra ra misy afaka manampy e, ilay declaration sur l'honneur sy le acte de vente.
Bonjouraiza no mety ahitana accessoires ceintures de securité , devant ŕ droite na vaovao na bonne occasion mety daholo .iza no mametaka?misaotra mialoha @ famaliana
Salama daholo,Manana pb ry zareo sao mba misy afaka manampy milaza zay olana.Manana 4x4 Nissan Patrol efa somary taloha aho (1996) dia ny olana sarotra velomina lery tato ho ato ny maraina.Nosoloina ny bougies, nodiovina ny injecteur fa eee tena manahirana be vao velona.Manetroka nedala eo ampamelomana azy. Setroka mainty. Mety segment ve zany sa sanatria motera mintsy.Nefa vao nosoloina motera lery t@ 2008. okazy aloha fa nafarana e.Misaotra anzay afaka manampy.
Bonjour,Mba mila conseil fa te hividy 4x4 pick-up moteur mécanique nefa tena novice @ resaka mécanique. budget: 50 000 000Ar. any @ dezaka no hampiasana azy (lalan-dratsy).moteur mécanique no choix satria vao avy nampiasa toyota vigo D4D (moteur éléctronique) ka d nahita angano tokoa fa sady lafo ny pičces no tsy d ahitana raha tsy aty tanŕ.Misaotra mialoha @ conseil izay homenareo
Miarahaba antsika,te hividy fiara aho, 4*4 ihany satria mila coffre malalaka, 40 millions Ar no hananako, inona no mety ho azon'izany reto? Saud Terracan...Merci
Inona zareo no 4*4 mba mora tezaina, na azo idirana ihany amin'izao eto dago, tsy mahatakatra ireny q5 etc, ranger etc vaovao ireny fa mba te hila hevitra na toro-hevitra, asa mba mety ve ny mitsibishi pajero ilay taloha ireny, manahoana ny huyndai galloper 2 na exceed, ŕ la limite ny terracan, sns , budget 75 ŕ 100 millions fmg; misaotra sahady
Alohan'ny anaovana diagnostique dia aleo alony manotany, mitambokona fona ilay fiara vô mafana ilay fiara, 206 essence, sô mba misy mahafantatra piste ny mety manjo azy?Misaotra besaka
206 essence amidy maika , 45 fmg
Bonjour Mba mila aide aho @ 206 1.9D koEny ampandehanana eny dia mandeha ho azy ny essuie glace sy ny jiro nefa en position zero daholo.Maty ho azy rehefa avy eo.Nanontany eletricien teny andavamaba dia hoe ny boitier BSI no mi deconne ka mila soloina.1- Marina ve izany?Si oui afaka reparer ve ireny ary aiza?2- Aiza no mety hisy occasion ireny ?Ary sűr va fa hnadeha ?Tsy mila repregammation ve ireny au niveau calculateur ???Mba omeo adresse electricine sy idée de prix raha mba misy efa nahita io problčme io MIsaotra mialoha
Hono oa ry reto, azo taizaina tsara ve izy ireny ary inona no tena mba mahafinaritra aminy.Merci