Salama daholo. Manana fiara Polo 9n1 aho, ny olana dia nisy fotoana tsy velona matetika ny batterie, dia nividy batterie vaovao aho iray volana lasa izay. Nefa na dia niova aza ny batterie dia mbola eo ny olana. Rehefa avy entina ilay fiara dia velona soa aman-tsara, fa eo amin?ny iray androa eo dia efa mi-decharge tanteraka ny batterie, izany hoe izy mipetraka eo amin?ny parking iny. Aiza kay ry reto no misy olona mety tena afaka mi-détecter ny ny fuite de courant, sa ve ny alternateur no olana ? tena very hevitra aho ka mitady olona tena mahay, na électricien na tsy haiko eh.Marihiko fa tsy manana ny bokin?ny fiara aho ka dia tsy haiko koa izany ny schema an?ny fusible an?ny polo 9n1 2002 1.2, ka raha hita azan y source dia aiza no hahafantarako hoe fusible amin?ny inona iny.Dia misaotra mialoha ho an?izay mamaly.
Inona ry zalahy zao no mba batterie mora nefa mateza fa mba mitady ny tenanay (90 Ah).
Miarahaba antsika rehetramba toroy hevitra azafady fa mila mividy batterie dia tsy tapa kevitra echoix: beyonix 175 000 ArBosch: 400 000 ArSteco: 295 000 ArEkeko fa be différence reo, fa mba te hahaza zay au meilleur rapport qualité prix azafady fa andeha lavitra ka matahotra ny maty an-dalana.MISAOTRA MIALOHA
Mikasa ny hividy batterie ho an'ny fiara VP, dia inona ny batterie tsara nefa azo iriranana ny vidiny ankoatra BOSCH azafady?
miarahaba.mikasa hividy moto misy vitesse (citadine) fa saingy mbola tsy dia maharaka ka mitady torohevitra. ireto zao no modely mahaliana ahy : -bajaj pulsar 150-zontes panther 125-sym blaze 125-honda ace cb 125 .raha afaka misy mizara ny heviny sy traikefa momba ireo na modely sahala dia isaorana mialoha.
Miarahaba antsika rehetra ; ŕ plat le batterie de saika hanontany hoe azo atao ve ny manao contre attaque fiara hitsahina ny embrayage vao velona . Merci
Salama jiaby, Aiza zareo no maka autorisation ilay entina manao special reny dia inona avy ny taratasy ilaina? koperativa sa ATT sa hafa mintsy?? mialatsiny fa fiara vao novidiana ilay izy, sprinter misy licence national, mbola tsy nampiasaiko mihitsy efa 2mois teo zay, dia izay no tsy afantarako n'inona n'inona. fa zao izy misy mi propose location dia naika alefako. dia izay no anton'ilay fanotaniana. Misaotra mialoha @ izay mamaly
Salama o! aiza ry zalahy no mba misy manao ireny autocollant amin'ny fitaratry ny fiara ireny ? de mba ohatrinona mahao ? Manamboatra teny tianao hosoratana ve ry zareo sa izay misy ao no isafidiananao ? Tena mba mahafinaritra mantsy ilay fiara misy autocollant tenin'Andriamanitra.
Touran tdi 1.9 mba tsara v? Rah itaiza de inn no tokony atao.
Bonjour, Za ry zareo mba mitady auto ecole azo angalana permis A sy B ah .. d aiza mba misy azo antoka tsara ? Dia mb amle mora ihany koa .. Misaotra betsaka ho anareo izay amaly !:)